Mon Mar 16 2020 12:07:58 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:07:58 +03:00
commit a0a96289a4
51 changed files with 111 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Petera, apostolin'i Jesosy Kristy, ho andreo zanaky am-pieleza, gne vofidy, magnera an' i Ponto, Galatiana, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. \v 2 Izany da araky gne fantatr'Andriamanitra Ray mialoha,votokan'gne Fagnahy ho fankatoava sy ho famafaza gne ràn'i Jesosy Kristy. Ho aminareo gne fahasoava, ary hitombo gne fiadananareo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho tahy gn'Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamè famindram-pony, gne nagnomezany antsika fahateraha vaovao ho anè fahatokisan'gne lova. Izany lova zany da tamigne maty. \v 4 Izay da ho an'ny lova izay tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levo. Izany da voatoka ho anareo agny an-dagnitry. \v 5 Enareo da arovany gnerin'Andriamanitra amè gnalalan'gne finoa, ho an'e famonjena izay efa vonogny ho ambara amè fotoa farany.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tena ravoravo mikasiky enizany enareo, ndre da ilainareo gne hahatsiaro malahelo amè gn'olo maro samy hafa amizao fotoa zao. \v 7 Izany da ho an'gne fagnaporofoa gne finoanareo, izay sarobidy miôtry gne volamena izay simba, ndre da notsapay tamè gn'afo. Miboda izany mba ho hita gne vokatry gne finoanareo amy gne fidera, voninahitry, ary haja amè gnisehan'i Jesosy Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy nahita Enazy enareo, nefa tia Enazy. Tsy mahita enazy enareo amizao fotao zao, kanefa mino Enazy ary tena faly amè fifalia tsy hay zakay, mahafinaritry. \v 9 Resinareo amizao fotao zao gne vokatry gne finoanareo, da gne famonje gne fagnahinareo. \v 10 Gne mpaminany da nitadia say nagnotany tsara gne moba izany famonje izany, gne momba gne fahasoava izay ho anareo.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Indreo da nitadia gne hahafantatry momba gne hoe ia sy ovia gne Fagnahin'i Kristy ao amindreo gne zakany tamindreo. Izany da niboda akoigne nozakainy endreo mialoha momba gne fijalian'i Kristy sy gne voninahitry magnaraky enizany. \v 12 Nambara tamindreo izany mba tsy hanompo gne tegnany indreo, fa enareo, raha nizaka gne rahà izay voazaka taminareo androany indreo tamy gn'alalan'gne izay nitory gne filazantsara taminareo tamè gnalalan'gne Fagnahy Masina nalefa avy agny an-dagnitra--rahà izay tiany gn'anjely ho fantatry.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Noho izany hamono gne sainareo. Mahonogna tegna. Magnapetraha fitokia amè fahasoava izay ho enty eo aminareo amè gnisehoan'i Jesosy Kristy. \v 14 Amè maha-zanaky mpankàto, ka mampifagnaraky gne tegnanareo amy gne tsy nahafantatry enareo.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa akoignè raiky izay nangaiky enareo hoe masina, enareo, evakoa, ôka ho masina amè fitondran-tegnanareo agnaby. \v 16 Fa vosoratry hoe: "Ôka ho masina, santria masina Iaho." \v 17 Ka raha mangaiky gne raiky izay mitsara tsy misy fanavakavaha araky gne asan'olo tsiraikiraiky avy hoe: "Ray" enareo, da agnilany gne fotoan'andronareo amè fagnambara fagnaja.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fantatrareo fa tsy avy tamè volafotsy na volamena mety levogny gne nagnavota anareo tamè gne fitondran-tegna mola izay nianaranareo tamy gne razanareo. \v 19 Fa, navota tamè rà sarobidin'i Kristy enareo, izay akoie gne zanak'ondry tsy misy kilema na tsigny.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Vofidy talohan'gne nananga an'izao tontoloizao Kristy, fa amizao da tamy gne fotoa farany gne nagnambarà Enazy taminareo. \v 21 Amign'alalny gne hinoanareo an'Andriamanitra, izay nananga enazy tamè maty sy tamy gne nomeny vononahitry mba ho ao amin'Andriamanitra gne finoa sy fatokianareo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Nagnadio gne fagnahinareo tamy gne fagnaraha gne fahamarigna enareo. Izany da ho an'e fitiava ara-pirahalahia madio; noho izany mifankatiava fatratry amè fo. [ Fagnamaria: Gne dika-zaka sasany da mizaka hoe: " Nagnadio gne fagnahinareo tamy gne fagnekè gne fahamarigna tamy gn'alalan'e Fagnahy enareo"] \v 23 Nateraky koa enareo, tsy avy amè voa mety, fa avy amè voa tsy mety maty, amy gn'alalan'gne zakan'Andriamanitra velo sy mimpetraky.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fa "gne nofo agnaby da mitovy amy gn'ahitra, ary gne vononahitriny da mitovy amè voninkazon'e gn'ahitry. Maigny gn'ahitry, ary malazo gne voninkazo, \v 25 fa gne zakan'ny Tompo da mimpetraky mandrakizay. "Izany gne vaovao mahafaly izay nambara taminareo.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany ario agnaby ratsy, gne fahadisoam-pagnantagna agnaby, gne fetsram-belatsihy, gne fagniria, ary gne fagnendrikendreha agnaby. \v 2 Akoy gne zaza voteraky, magiry ronono ara-pagnahy madio, mba hahafahanareo mitombo ao amin'e famonjea amy gn'alalan'izany, \v 3 raha nahatsapa enareo fa tsara fagnahy gne Tompo.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Magnato enazy gne vato velo izay narian'e gn'olo, fa vofidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminazy. \v 5 Enareo evakao da akoy gne vato velo izay voaory ho tragno ara-pagnahy, mba ho mpisoro masina izay magnomé gne sorogny ara-pagnahy eken'Andriamanitra amè gn'alalan'i Jesosy Kristy.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne Soratra Masina d ahita izao: "Io, Iaho mipetraky amy gne Ziona tsangambato, vofidy sy manan-danja. Gne mino enazy agnaby da tsy ho megnatry."

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Gne voninahitry noho izay da ho anao izay mino. Kanefa, "gne vato narian'gne mpananga tragno, izay da majary lohan'e tsangambato"-\v 8 ary, vato misaka sy vatolampy mahalavo. Valaky indreo, tsy nagneky gne zaka, izay votoka ho andreo evakoa.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa enao da olom-bofidy, mpisoron'gne mpanjaka, firenena masina, olo ho an'e fanagnan'Andriamanitra, mba ho afaky hagnambara gne hatsaran'gne asan'gne raiky izay nangaiky enao avy tao amè mizy ho ao amè hazava mahagaga enao. \v 10 Taloha enao tsyy olo, kanefa amizao enao da olon'Andrimanitra. Tsy nangala famindram-po enao, fa androany enao nangala famindram-po.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry malala, mangaiky enareo akoy gne vahiny sy mpirerirery iaho mba hifidy gne filàn'e nofo, izay mahavy ady manohitry gne fagnahinareo. \v 12 Tokony mana fitondran-tegna tsara enareo eo amindreo Jentilisa,mba ho,raha mizaka momba anareo ho nagnanorahà ratsy indreo, da tokony hahita gn'asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amè gn'andro izay heviany.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ekeo gne fahefan'ny gn'olombelo agnaby noho gn 'amy Tompo. Ekeo akoy gne ambony indrindra gne mpanjaka, \v 14 sy gne governora evakoa, izay nalefa mba hagnasazy gne mpagnano ratsy sy hankalaza gne izay magnano gne tsara. \v 15 Fa izany gne sitrapon'Andriamanitra, amè fagnamboara gne tsara anareo da mampisihy gne zaka tsy mahafantatry fombon'ny gn'olo mola. \v 16 Mitovy amè maha-olon'afaky, ka ampisay akoy gne fanakofa fahalemeny gne fahafahanao,fa ôka ho akoy gne mpanompon'Andriamanitra. \v 17 Omeo voninahitry gn'olo agnaby. Tiavo gne firahalahia. Matahora an'Andriamanitra. Omeovoninahitry gne mpanjaka.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ry mpanompo, meteza hagneky gne tomponareo amin'gne fagnanja agnaby. Aza magneky ho mpanompon'e tsara sy ho tompo tsara fagnahy, fa ho andreo ratsy toetra evakoa. \v 19 Satria mendri-pidera izany raha misy miaritry mangotsiky raha mijaly amè tsy rariny noho gne fagnantegnany an'Andriamanitra. \v 20 Fa hotrino gne vola raha magnota enao ary miaritry mandritry gne fagnasazia anao avy eo? Fa raha nagnano gne tsara enao ary miaritry mandritry gne fagnasazia enao, da mendri-pidera amin'Andriamanitra izany.

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa noho ity gne ningia anao, satria Kristy evakoa da nijaly ho anao. Nagnavela ohatry ho anao Izy mba hagnaraha gne lalany. \v 22 Tsy nagnota Izy, na hoe nisy fitaky teo am-bavany. \v 23 Raha nizaka ratsy Izy, da tsy mba namaly ratsy. Rehefa nijaly Izy, da tsy nagnano vavabe, fa nanolotry gne tegnany tamin'gne raiky izay Mpitsara ampahamarigna.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Izy tegnany da ninday gne fahotantsika tao amè tegnany ho eo ambony hazo, mba tsy hana anjara amè fahota esanaky isika, ary mba hiaigny ho an'e fahamarigna. Tamè gn'alalan'gne ratrany gne nahavelo anareo. \v 25 Nirerirery akoy gne ondry very enareo, fa andraony enareo niverigny tamè mpiamby ondry sy mpiamby gne fagnahinareo.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amizany fomba iazany, Enareo viavy da tokony hagneky gne vadinareo. Amboaro izany ndre da misy lalahy maro tsy magneky gne zaka, ary mety ho azo indreo na tsy misy gne zaka, amè gn'alalan' e fitondran-tegnan' e vadindreo. \v 2 Fa indreo da hahita gne fitondran-tegna mendrikareo am-pagnaja.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ôka izany ho tanteraky tsy miaraky amindreo hengo ambadiky: tadi-volo, rojo volamena, na ankanjo lamody. \v 4 Fa, ôka izany ho tanteraky miaraka amin'izay ao am-pon'ny olo, sy gne hatsara maharitran' e fagnahy tsara sy tsy mizaka, izay sarobidy eo agnatrehan'Andriamanitra.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa gne viavy masina taloha gne nandrava gne tagnandreo akoizany. Nana fatokia an'Andriaminitra indreo ary nagneky gne vadiny avy. \v 6 Akoizany fomba zany gne nagneken'i Abrahama an'i Saraha sy nangiany enazy ho tompony. Enareo da zanany androany raha magnano izay tsara sy tsy matahotry olana enareo.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Akoizany koa, enareo lelahy da tokony miaigny miaraky amè vadinareo araky gne fahazavan-tsay, mitovy ame fanaka malemy, gne viavy. tokony omenareo voninahitra indreo akoy gne mpiara-mandova gne fagnomezan'ny fiaina. Amboaro izany mba tsy ho vobaha gne vavakareo.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Farany, enareo agnaby, ôka hiaraky say, hhalahelo, hifakatia mitovy amy gne mpirahalahy, ho tso-po, ary hanolo-tegna. \v 9 Ka mamaly ratsy gne ratsy na manivativa gne mpanivativa. Mifanahitra amizany, matahia avao, fa noho izany gne nangia anareo, mba hahafanareo mandova gne fitahia.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 "Gne raiky izay te hakamamy gne fiaina sy te hahita andro tsara dia tokony hagnajano gne lelany amè ratsy sy gne molotrony amin'gne fizaka fitaky. \v 11 Ôka izy hiala amy gn'any hoe ratsy ary agnambotry izay tsara. Ôka izy hitadia fiadana sy hitaky izany. \v 12 Gne mason'ny Tompo mahita gne marigny, ary gnesofiny maharè gne fangatahandreo. Fa gne tarehin'ny Tompo da mandà gne magnano ratsy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ia gne raiky izay hamely anareo raha magniry gne hagnano gne tsara enareo? \v 14 Nefe raha mijaly nohon'gne fahamarigna enareo, da sambatry. Ka mataotry izay hatahorandreo. kA Mangorohoro.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa, atokano mitovy amy gne masina ao am-ponareo gne Tompo Kristy. Mivonogna avao hamaly gn'olo agnaby izay magnontany anareo gne antony hatokinareo an'Andriamanitra. Amboaro amin'gne halemem-pagnahy sy fagnaja izany. \v 16 Manà feon'ny fieritrereta madio mba gne olo izay manivativa gne fiaina tsaranareo ao amin' Kristy da mety megnatry satria mizaka manohitry enareo indreo akoy gne hoe mpagnano ratsy enareo. \v 17 Tsara, raha Andriamanitra gne magniry, fa mijaly enareo amy gne fagnamboara gne tsara nohon'gne fagnamboara gne ratsy.

1
03/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Efa nijaly nohon'gne fahota evakoa i Kristy. Izy izay marigny da nijaly ho antsika, izay tsymarigny, mba hindesany antsika eo amin'Andriamanitra. Novonoy tamè nofo Izy, fa novelomin'e Fagnahy. \v 19 Tamè gn'alalan'gne Fagnahy, da nandeha izy ary nitory ho an'gne fagnahy izay agny am-ponja androany. \v 20 Tsy nagneky indreo raha nandigny gne faharetan'Andriamanitra tamè gn'andron'i Noa, tamè gn'andron'ny fanangana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy olo tsy ampy_fagnahy velo_tamy gne rano.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Izany gne famatara gne batisa izay mamonjy anareo androany_tsy mitovy amy gne fagnadiova gne loto ame gnay, fa akoy gne aiky gne feon'ny fieritrereta ho amin'Andriaminitra_tamy gn'alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamy gne maty. \v 22 Kristy da eo an-tagna ankavanan'andrimanitra. niakatry agne an-dagnitry izy.Gn'anjely, gne manam-pahefa, ary gne hery da tsy maintsy magneky Enazy.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, satria nijaly tamè nofo i Kristy, da amboaro fiadanan'gne tegnanareo izany tanjona izany. Fa izay nijaly agnaby tamy gne nofo da nijano tamè fahota. \v 2 Vokatr'izany, gn'olo mitovy am'izany, mandritry gne fotoa sisa hiaignany, da tsy hiaigny ho an'e fagnirian'olo esanaky, fa ho an'e sitrapon'Andriamanitra.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ampy izay gne fotoa lasa nagnamboara izay tian'gne Jentilisa amboary-hafalian'e nofo,fijejojejoa, fimamoa, fitondran-tegna mahamegnatry, fihiran-dratsy, ary gn'asan'e fanompoan-tsapy mamparikoriko. \v 4 Heverindreo fa hafahafa satria tsy mikamba amindreo ao amizanyfagnaranam-po be izany enareo, noho izan da hizaka ratsy mikasiky enareo indreo. \v 5 Hamaly gne raiky izay vonogny hitsara gne velo sy gne maty indreo. \v 6 Noho izany antony zany gne gne nitoria gne vaovao mahafaly tamy gne maty evakoa, mba, ndre da notsaray tamy gne nofo akoy gn'olo indreo, da hiaigne mitovy an'Andriamnitra ao amè fagnahy.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Magnakeky gne faran'e rahà agnaby. Noho izany tongava say, ary mihonogna tegna amy gn'eritreritrareo ho an'ny fitiavam-bavaka. \v 8 Ambonin'e rahà agnaby, manà fitiava feno ho an' e tsirairaiky agnaby, fa gne fitiava maminy fahota maro. \v 9 Mifampiantragnoa tsy am-pitaraigny.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. \v 11 Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy amy gn'hery izay vatsian'Andriamanitra. Magnamboara enio rahà io mba homem-boninahitry amè gn'alalan'i Jesosy Kristy amy gne fomba agnaby Andriamanitra. Ôka ho an'i Jesosy Kristy gne voninahitry sy hery mandrakizay doria. Amena.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ry malala, ka resinao ho hafahafa gne fitsapa amy gn'afo izay niboda taminareo, akoy gne nisy rahà hafahafa niboda taminareo. \v 13 Fa, ndre da maro gne hiaignanareo gne fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaky hifaly evakoa enareo ary ho ravoravo amy gne fagnambara ny voninahitriny. \v 14 Raha notivativay noho gne agnaran'i Kristy enareo, da votahan'gne Fagnahan'e voninahitriny sy gne Fagnahan'Andriamanitra da mimpetraky ao aminareo.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa ôka tsy hisy ns ia na ia aminareo hijaly akoy gne mpamono olo, mpangalatry, mpagnano ratsy, na mpiraharaha gne an'ny gn'hafa. \v 16 Fa raha misy mijaly fa Kristiana, ôka izy tsy ho megnatry; fa, ôka hagnome voninahitry an'Andriamanitra amizany agnara zany izy.

2
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 17 Fa fotoa izao hanomboha gne fitsara miaraky amy gne havan'Andriamanitra. Raha manomboky amintsika izany , ino gne ho vokatry ho an'gne izay tsy magneky gne filazantsaran'Andriamanitra? \v 18 Ary raha
" gn'olo-marigny saiky tsy ho vovonjy, amy gne fomba akoignaia gne hibodagna gn'olo tsy an'gn'Andriamanitra sy gne mpagnota?" \v 19 Noho izany ôko gne izay mijaly noho gne sitrapon'Andriamanitra hizaka gne fagnahandreo amy gne Mpamorogny matoky amy gne fagnamboaran-tsoa.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Magnanatry gne loholo aminareo iaho, izay loholo nama. Iao evakoa da vavolombolon'gne fijalian'i Kristy, ary mpikamba ao amè voninahitry izay efa haseho evakoa. \v 2 Noho izany, magnanatry anareo iaho, ry loholo, diaso gne ondrin' Andriamanitra izay eoaminareo. Araho maso izy iregne, tsy amè fahapitsapitsa, fa amy gne sitraponareo, araky gne sitrapon' Andriamanitra. Araho maso izy iregny, tsy amè vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Kamanjakazaka amè gn'olo izay tandremanareo. Fa, ôka ho fitaratry ho an'e gn'ondry. \v 4 Ary raha miboda gne loholon'gne mpiamby ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety simba enareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Akoizany koa, enareo tanora fagnahy, magneke gn'olom-be. Enareo agnaby, iseo faendren-tegna gne tegnanareo ary mifanompoa. Fa Andriamanitra manohitry gne mpirehareha, fa magnome fahasoava gne mpanendry tegna. \v 6 Noho izany manendre tegna eo ambanin'e tagna-maherin'Andrimanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoa izany. \v 7 Apetray eo aminazy gne fagnahanareo agnaby, satria Izy gne magnampy enareo.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Mampihonogna tegna, membena, Gne fahavalonareo, da gne devoly, miodikody mitovy amè liona mierongero, mitadia izay olo ho aniny. \v 9 Toero izy. Mierongero amy gne finoanareo. Fantatrareo fa izany fahoria zany da mahavoa gne firesan'gne mpino magnera an'izao tontolo izao evakoa.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Rahà avy nijaly nandritry gne fotoa kidy enareo, gn'Andriamanitra gne fahsoava agnaby, izay nangaiky enareo ho amy gne voninatriny mandrakizay ao amin'i Kristy, da hahatanteraky enareo, hananga enareo, ary hampahery enareo. \v 11 Ho Anazy gne fanjaka mandrakizay. Amena.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Reso okoy gne rahalahy matoky i Silasy, ary nanoratry zaka kidikidy ho anareo tamy gn'alalny iaho. Magnanatry anareo iaho ary magnambara anareo fa izay nosoratako da fahasoava marin'andriamanitra. Mitsangana amizany. \v 13 Gne viavy izay agny Babylona, izay vofidy niaraky taminareo, magnano veloma anareo. Ary koa i Marka, zako lahy, magnano veloma anareo. \v 14 Mifamboara veloma amy gne koraolaham-pitiava. Ho aminareo agnaby gne fiadana izay ao amin'i Kristy.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> e66a0861e255a2d542521d0f5ad52fa28c809b60
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> e66a0861e255a2d542521d0f5ad52fa28c809b60

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Petera

View File

@ -32,6 +32,58 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-06",
"01-15",
"01-22",
"01-24",
"02-title",
"02-06",
"02-07",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-18",
"02-21",
"02-24",
"03-title",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-10",
"03-13",
"03-15",
"03-18",
"04-title",
"03-21",
"04-01",
"03-08",
"04-03",
"04-07",
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-17",
"05-title",
"05-01",
"05-05",
"05-08",
"05-10",
"05-12",
"01-03",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-18",
"01-20",
"02-01",
"02-04",
"03-01"
]
}