tkg_1pe_text_reg/05/08.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 8 Mampihonogna tegna, membena, Gne fahavalonareo, da gne devoly, miodikody mitovy amè liona mierongero, mitadia izay olo ho aniny. \v 9 Toero izy. Mierongero amy gne finoanareo. Fantatrareo fa izany fahoria zany da mahavoa gne firesan'gne mpino magnera an'izao tontolo izao evakoa.