tkg_1pe_text_reg/04/10.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 10 Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. \v 11 Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy amy gn'hery izay vatsian'Andriamanitra. Magnamboara enio rahà io mba homem-boninahitry amè gn'alalan'i Jesosy Kristy amy gne fomba agnaby Andriamanitra. Ôka ho an'i Jesosy Kristy gne voninahitry sy hery mandrakizay doria. Amena.