tkg_1pe_text_reg/01/08.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 8 Tsy nahita Enazy enareo, nefa tia Enazy. Tsy mahita enazy enareo amizao fotao zao, kanefa mino Enazy ary tena faly amè fifalia tsy hay zakay, mahafinaritry. \v 9 Resinareo amizao fotao zao gne vokatry gne finoanareo, da gne famonje gne fagnahinareo. \v 10 Gne mpaminany da nitadia say nagnotany tsara gne moba izany famonje izany, gne momba gne fahasoava izay ho anareo.