tkg_1pe_text_reg/01/15.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 15 Fa akoignè raiky izay nangaiky enareo hoe masina, enareo, evakoa, ôka ho masina amè fitondran-tegnanareo agnaby. \v 16 Fa vosoratry hoe: "Ôka ho masina, santria masina Iaho." \v 17 Ka raha mangaiky gne raiky izay mitsara tsy misy fanavakavaha araky gne asan'olo tsiraikiraiky avy hoe: "Ray" enareo, da agnilany gne fotoan'andronareo amè fagnambara fagnaja.