tkg_1pe_text_reg/03/03.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 3 Ôka izany ho tanteraky tsy miaraky amindreo hengo ambadiky: tadi-volo, rojo volamena, na ankanjo lamody. \v 4 Fa, ôka izany ho tanteraky miaraka amin'izay ao am-pon'ny olo, sy gne hatsara maharitran' e fagnahy tsara sy tsy mizaka, izay sarobidy eo agnatrehan'Andriamanitra.