tkg_1pe_text_reg/03/05.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 5 Fa gne viavy masina taloha gne nandrava gne tagnandreo akoizany. Nana fatokia an'Andriaminitra indreo ary nagneky gne vadiny avy. \v 6 Akoizany fomba zany gne nagneken'i Abrahama an'i Saraha sy nangiany enazy ho tompony. Enareo da zanany androany raha magnano izay tsara sy tsy matahotry olana enareo.