tkg_1pe_text_reg/03/18.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 18 Efa nijaly nohon'gne fahota evakoa i Kristy. Izy izay marigny da nijaly ho antsika, izay tsymarigny, mba hindesany antsika eo amin'Andriamanitra. Novonoy tamè nofo Izy, fa novelomin'e Fagnahy. \v 19 Tamè gn'alalan'gne Fagnahy, da nandeha izy ary nitory ho an'gne fagnahy izay agny am-ponja androany. \v 20 Tsy nagneky indreo raha nandigny gne faharetan'Andriamanitra tamè gn'andron'i Noa, tamè gn'andron'ny fanangana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy olo tsy ampy_fagnahy velo_tamy gne rano.