tkg_1pe_text_reg/02/24.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 24 Izy tegnany da ninday gne fahotantsika tao amè tegnany ho eo ambony hazo, mba tsy hana anjara amè fahota esanaky isika, ary mba hiaigny ho an'e fahamarigna. Tamè gn'alalan'gne ratrany gne nahavelo anareo. \v 25 Nirerirery akoy gne ondry very enareo, fa andraony enareo niverigny tamè mpiamby ondry sy mpiamby gne fagnahinareo.