Fri Nov 15 2019 21:22:23 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 21:22:24 -08:00
commit de6626e728
24 changed files with 37 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Paoly, sy Silasy, ary Timoty, ho aigny amin'ny fiangonan-jareo Tesaloniana akao amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesôsy Kristy Tompo. Ho aminareo ane ny fahasoavana sy fedanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Zahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fôgna,ry ralà, Fa zany no tsara atao, satria tegna mitombo lôtra ny finonareo ary ny fitiavanareo tsiraikaraika de mitombo ho an'ny hafa. Non'izany de Zahay, sy ny tegnanay de mitare ampireharehana omba anareo akeo amin-jareo fiangon'Andriamanitra. Zahay de mikoragna ny momba ny fateranareo ary ny finonareo tamin'ny ze daôly nagnenjena anareo. Mikoragna momba ny fahorena ze neretanareo. Zany de famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra. Ny vokany de raisina ho mendrika ny fanajakan'Andriamanitra ze nijalenareo narero.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahorena reo ze mampahory an'nareo, ary hagnome fitsaharana ho anareo ze nampahoriana niaraka taminay. Ho ataony zany amin'ny fisehoan'i Jesôsy Tompo avy aigny an-dagnitra miaraka amin-jareo anjelin'ny heriny. Ao amin'ny afo miredareda no hagnanôvany ny valifaty amin-jareo ze tsy mahay an'Andriamanitra sy amin-jareo ze tsy mamaly ny filazantsar'i Jesôsy Tompontsika.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Zareo reo de hijaly amin'ny famaizan'ny fandringanana mandrakizay, lavitry ny fanatrehan'ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny. Hagnano an'izany Izy rafa tonga amin'izany andro zany mba hagnomezan'ny ôlony daôly voninahitra an'Azy sy higagan-jareo daôly ze nino. Fa ny fijorony vavoloombelogna aminareo de ninôny.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v 12 Non'izany de mivavaka mandrakariva ho anareo iany kô zahay. Mivavaka zahay mba ho mendrika ny ho raisin'Andriamanitsika amin'ny fagnantsovana anareo. Mivavaka zahay mba ho tanteraka amin'ny hery ny fagnirinareo ny fatsarana sy ny asan'nty finôna daôly. Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nony fahasoavan'Andriamanitrsika sy Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Amin'izao fotôna zao de momba ny fihavian'i Jesôsy Krsity Tompontsika sy ny nagnangonana antsika iaraka amin'Azy. Magnontany areo zahay, ry rahalà, mba tsy ho mora elingelenina na ihorohoro nareo na amin'ny Fanahy, na aminny hafatra, na amin'ny taratasy ze salan'ny hoe: Ho avay aminay nony vokatray ny fatongavan'zany andron'ny Tompo zany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 Aza avela hisy ôla hamitaka anareo na amin'ny fomba manakory. Fa tsy ho tonga zany ra tsy afaran'ny fahatongavan'ny fianjerana, ary ny leilà mpandika lalàna de abôna ny zanaky ny falôvana. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny tsara talô sasagny de vakina hoe:" ary ny leila mpanota de aseho"] Izy le manohitra sy manandratra ny tegnany amin'ze daôly antsovina hoe: Andriamanitra na ze ivavahana vokat'izany de nipetraka takao amin'ny Tempolin'Andriamanitra izy ary tsy mampiseho ny tegnany ho sahala ny Andriamanitra.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Tsy tadidinareo ma fa fony zà niaraka taminareo de nitare reo ra eo? Amin'izao fotôna zao fantatrareo ino no mitana an'azy mba abôna amn'ny fotôna mety rery iany. Fa ny ra misitriky ny andikan-dalàna de efa miasa, misy ôla raika iany misakana an'azy amin'izao fotôna zao mandrapangalana an'azy takeo amin'ny lalana.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, Ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v 12 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 \v 17 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, Hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna, Fa ny TOmpo de mahatoky ,ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo, ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> f5b596f41271b20ab1be8f4b02ef61d1fa353148

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
2 Tesaloniana

View File

@ -32,6 +32,11 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD109"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title"
]
}