plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/02/01.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Amin'izao fotôna zao de momba ny fihavian'i Jesôsy Krsity Tompontsika sy ny nagnangonana antsika iaraka amin'Azy. Magnontany areo zahay, ry rahalà, mba tsy ho mora elingelenina na ihorohoro nareo na amin'ny Fanahy, na aminny hafatra, na amin'ny taratasy ze salan'ny hoe: Ho avay aminay nony vokatray ny fatongavan'zany andron'ny Tompo zany.