\v 11 \v 12 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana.