plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/01/06.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahorena reo ze mampahory an'nareo, ary hagnome fitsaharana ho anareo ze nampahoriana niaraka taminay. Ho ataony zany amin'ny fisehoan'i Jesôsy Tompo avy aigny an-dagnitra miaraka amin-jareo anjelin'ny heriny. Ao amin'ny afo miredareda no hagnanôvany ny valifaty amin-jareo ze tsy mahay an'Andriamanitra sy amin-jareo ze tsy mamaly ny filazantsar'i Jesôsy Tompontsika.