plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/01.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna, Fa ny TOmpo de mahatoky ,ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy.