plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/04.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy.