plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/10.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana.