plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/01/09.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 9 \v 10 Zareo reo de hijaly amin'ny famaizan'ny fandringanana mandrakizay, lavitry ny fanatrehan'ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny. Hagnano an'izany Izy rafa tonga amin'izany andro zany mba hagnomezan'ny ôlony daôly voninahitra an'Azy sy higagan-jareo daôly ze nino. Fa ny fijorony vavoloombelogna aminareo de ninôny.