plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/02/03.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Aza avela hisy ôla hamitaka anareo na amin'ny fomba manakory. Fa tsy ho tonga zany ra tsy afaran'ny fahatongavan'ny fianjerana, ary ny leilà mpandika lalàna de abôna ny zanaky ny falôvana. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny tsara talô sasagny de vakina hoe:" ary ny leila mpanota de aseho"] Izy le manohitra sy manandratra ny tegnany amin'ze daôly antsovina hoe: Andriamanitra na ze ivavahana vokat'izany de nipetraka takao amin'ny Tempolin'Andriamanitra izy ary tsy mampiseho ny tegnany ho sahala ny Andriamanitra.