Mon Mar 16 2020 12:11:12 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:11:12 +03:00
commit 9d96f742d4
216 changed files with 441 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. \v 2 Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. \v 3 sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno gne zakan'izany faminania izany,sy izay mitandrigny izay voasoratry ao aminazy, satria efa mariny gne fotoa.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Jaona nandeha amin'ireo fiangona fito tagny Asia: Ho aminareo anie gne fasoava sy gne fiadana avy amin'ilay amizao sy gne taloha ,ary ho avy amin'ireo fagnahy fito izay eo agnatrehan'gne seza fiandrianany,\v 5 ary avy amin'i Jesosy Kristy, izay vavolombelo marina, voalohan-daza ame maty, ary lehiben'gne mpanjakan'gne tany. ho an'ilay tia antsika sy nagnafaky antsika tamin'ireo fahotantsika tame ràny—\v 6 Izy da nagnano antsika ho fanjaka, mpisoro ho an'Andriamanitriny sy Rainy —ho Azy anie gne voninahitry sy gne fahefa mandrakizay doria. Amena.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Igny, avy ame mika Izy; ary gne maso agnaby hahita Anazy, ndre indreo nagnotsiky lefo Anazy aza. Gne firenena agnaby ambonin'gne tany hitagny Anazy. Eka, Amena. \v 8 "Iaho gne Alfa sy Omega,"hoy gne Tompo Andriamanitra," gne am'izao, sy taloha, ary ho avy, da gne Tsitoha." (Fagnamariha: gne dika-zaka hafa taloha da mivaky akô izao:" Iaho gne Alfa sy Omega, gne fiandohana sy fiafarana, " hoy gne Tompo Andriamanitra.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Iaho, Jaona—rahalahinareo sy gne raiky izay niazara taminareo tao agnatin'gne fijalia sy fanjaka ary gne fahareta ao am'i Jesosy Kristy—da tao ame nosy angia hoe Patmo nohony gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo gne mikasiky an'i Jesosy.\v 10 Iaho da notaritin'gne Fagnahy tame andron'gne Tompo. Nahare feo mafy mitovy ame atsiva tao afarako iaho. \v 11 Nagnano an'izany hoe: "soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangona fito—ho amy Efesosy, Simirna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nagnety gne magnodidy iaho hoe feon'ia izany nizaka taminaha izany, ary raha nitodiky iaho da nahita fagnamboaran-jiro volamena fito. \v 13 Ary tao ategnategn'gne fagnamboaran-jiro nisy raiky mitovy ame Zanak'olo, nisiky akanjo lava avy hatragny ame tongony, ary hetry volamena magnodidy gne tratrany.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne lohany sy gne volony da fotsy mitovy ame volon'ondry— fotsy akô gne rano mandry, ary gne masony mitovy ame lelafo.\v 15 Gne tongony mangira akô gne varahy, mitovy ame varahy voadio tame lafaoro, ary gne feony akô gne feon'gne rano be mikoria.\v 16 Ary nana kitagny fito tame tagnany ankavana Izy, ary sabatry roy lela maragnitry nibôky avy tame vavany. Gne laharany da mazava mitovy ame masoandro raha mamirampiratry.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Raha nagnety Anazy iaho, da lavo tame tongony mitovy ame maty. Nikity anaha tame tagnany ankavana Izy da nagnano hoe: " Ka matahotry. Iaho gne voalohany sy gne farany,\v 18 ary gne raiky izay velo. Efa maty Iaho, kanefa, velo mandrakizay! Ary Iaho mana gne lakilen'gne fahafatesa sy gne fiaigna tsy hita.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Noho izany soraty izay hitanao, izay am'izao, sy izay hibôky afaran'izao. \v 20 Mitovy ame tsambaratelo mikasiky gne kitagny fito izay hitanao tegny ame tagn-akavanako, sy gne fagnamboran-jiro volamena fito: " Gne kitagny fito da gne anjelin'gne fiangona fito, ary gne fagnamboran-jiro fito da gne fiangona fito."

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona fito ao Efesosy hoe: " Itoa gne zaka avy amin'ilay raiky izay mitagna gne kitagny fito ame tagnany ankavana ary mandeha eo ame fagnamboaran-jiro volamena fito,\v 2 "Fantako izay efa nanìnao sy gne asa mafinao ary gne fiaretananao elabe. Fatako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy anao. Fatako fa notsapainao indreo izay mizaka anazy ho apostoly, nefa tsy izy, ary hitanao indreo fasandoky.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fantako fa da mana fahareta ianao, ary nijaly mafy nohon'gne agnarako, ary tsy nilavo lefo ianao. \v 4 Nefa manohitry anao iaho satria nagnapetraky gne fitiavanao volohany enao. \v 5 Tsarovy noho izany gne toera izay nahalavo enao. mibebaha ary magnano a gne raha raha izay namboarinao volohany. Fa raha tsy mibebaky enao, da ho avy agny aminao iaho ary nangala gne fagnapetrahan-jironao amè fipetrahany.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Kanefa izao gne amboarinao: " halanao gne Raha vitan'gne Nikolaita, izany da halako evakoa. \v 7 Aoka izay manan-tsofy hiteno izay zakain'gne Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho an'gne raiky izay mandresy da homeko alala hihina gne avy ame hazon'gne fiaigna, izay aoame paradisan'Andriamanitry."

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Smyrna hoe: "Itoa gne zakan'gne raiky izay voalohany sady farany, gne raiky efa maty kanefa velo indraiky: \v 9 " Fantako gne fijalianao sy gne fahantranao, kanefa manan-kare anao. Fatako gne fizaka ratsindreo izay mizaka gne tegnany fa Jiosy, kanefa tsy izy. synagogan'gne demonia indreo.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ka matahotry gne am'izay efa heretanao. Igny! Gne devoly da hanoraky gne sasany aminareo agny ame tragno figadra mba ho tsapay anareo. Matokisa mandrapahafaty, da homeko anareo gne satro-boninahitry gne fiaigna. \v 11 Izay manan-tadigny aoka izy hiteno izay zakain'gne fagnahy ame fiangona. Gne raiky izay mandresy da tsy ho simban'gne fahafatesa fagnindroany."

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Soraty ho an'gne anjelin'gne fiagnona agny Pergamosy hoe: "Itoa gne zakan'ge raiky izay mana sabatry roy lela: \v 13 "Fantako izay odianao, da ao ame hidobohan'gne seza volamenan'gne demonia. Ary am'izay mitagna mafy gne agnarako enao. Fatako fa tsy nandà gne finoanao gne aminaha enao, ndre da taman'gne andron'i Antipasy vavolombeloko, izay natoky Anahy,izay novonoy teo aminareo, tao ame tragnon'i satana.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa manan-dresaky kidy aminao Aho: " Misy sasany aminareo mitagna mafy gne fampianaran'i Balama, izay nampianatry an'i Balaka hagnisy fandavoa eo agnoloan'gne zanak'Israely, mba hinanandreo gne sakafo nany soro ho an'gne sikidy ary ho fijangajanga. \v 15 Akô izany koa, misy sasany aminareo izay mitagna mafy gne fampianaran'gne Nikolaita.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsy izany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. \v 17 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne sasany amin'ireo mana mifiny, ary homeko vato fotsy moaraky ame agnaram-baovao voasoratry eo ame vato, agnara izay tsy fantan'olo afa tsy izay mangala anazy avao."

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona ao Tyatiara hoe: 'Itoa gne zakan'gne Zanak'Andriamanitra, izay mana maso akô gne lelafo ary tongotry akô gne varahy mangilatry: \v 19 " Fatako izay vitanao: Gne fitiavanao sy gne finoanao sy gne fanompoanao ary gne fahadignasanao. Fantako fa izay vitanao farany da maro noho iza vitanao voalohany.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Kanefa izao gne hanoherako anao: leferinao ilay viavy zezebela, izay mangaiky gne tegnany ho mpaminany viavy. Ame alalan'gne fampianarany da mamitaky gne mpanompoko izy mba hijangajanga sy hihina sakafo any soro ho an'gne sikidy. \v 21 Nagnome fotoa mba hibebahany Iaho, kanefa tsy mety hivalo gne ame fijangajanga izy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Hataoko marary eo ampandria izy, ary ireo izay mijangajanga miaraky aminazy da hampijaliako mafy, raha tsy mivalo ame asa ratsin'igny viavy igny indreo. \v 23 Ho viniko ho faty gne zanany, ary gne fiangona agnaby da hahalala fa Izaho gne mahita gne fieritrereta sy fetseham-po. Homeko araky gne asanareo tsiraidraiky aby enareo.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 gne aminareo izay sisa ao Tyatira, izay rehetra tsy mitagna izao fampianara izao, sy tsy mahalala izay antson'gne sasany hoe sain-dalin'i satana— Izao gne zakaiko aminareo hoe: \v 25 "Tsy vesarako enta hafa enareo. "Ndre izany aza, tsy maintsy mitagna mafy gne finoareo ianareo mandram-piaviako.

1
02/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Gne raiky izay mandresy sy izay magnano izay vitako hatram'nge farany, da homeko azy gne fahefa ame firenena agnaby. \v 27 'Hanampaky eo amindreo miaraky ame tehim-by izy, mitivy ame fandisandisana vilagny tany gne hamoteha andreo.' \v 28 Akô gne nangalako avy ame Raiko, gne hagnomezako anazy kintagny mandraigny evakoa. \v 29 Aoka gne raiky izay mana-tadigny hiteno izay zakain'gne Fagnahy ho an'gne fiangona.'''''

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Sorato ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Sardisy hoe: 'Izao gne zakain'gne mitàgna gne Fagnahy fiton'Andriamanitra sy ireo kintagny fito. ''Fantako izay namboarinao. Malaza ho velo anao, nefa anao maty.\v 2 Mifohaza ary atanjahy izay tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako vita ireo asanao eo imason'Andriamanitrako.

2
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 3 Tadidio, noho izany, izay noraisinareo sy regninareo. Arahy izany, ary mibebaha.
Fa raha tsy mifoha anareo, da ho avy akô gne mpangalatry Iaho, ary tsy holalanareo gne lera hiaviako aminareo. \v 4 Fa misy agnaran'olo vitsivitsy agny Sardisy izay tsy nandoto gne akanjondreo. Handeha hiaraky aminaha indreo misiky lamba fotsy satria mendriky.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Gne raiky izay mandresy da ho ampisikina lamba fotsy, ary tsy hamafa gne agnarany ame Bokin'gne Fiainagny mihitsy Iaho, ary hizaka gne agnarany eo agnatrehan'gne Raiko, sy eo antrehan'gne anjeliny.\v 6 Aoka ze manan-tadigny hiteno izay zakain'gne Fagnahy ame fengona.'''''

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 ''Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Filadelfia hoe: 'Izao gne zakain'gne raiky izay masina sy marina_ izy gne mitazogny gne lakilen'i Davida, izy gne mamoha ary tsy misy ndre ia ndre ia mangidy, izy no magnidy ary tsy misy na iza na iza afaky mamoha. \v 8 "Fantako izay vitanareo. Indro, nagnapetrahako varavara mivoha eo alohanareo izay tsy afaka hidin'ia n'ia. Fantako fa mana hery kidy ianareo, ka nagnaraky gne zakako ary tsy nandà gne egnarako.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Igny! Indreo izay an'gne synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. \v 10 satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izay efa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany.\v 11 Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Amboariko anakandry eo ame fiangon'Andriamanitrako izay mandresy, ary tsy hiala eo mihitsy izy. Ho soratako eo aminazy gne agnaran'Andriamanitrako, gne agnaran'gne tanàn'gne Andriamanitrako (ilay Jerosalema vaoavao, izay midigny avy agny andagnitry avy amin'Andriamanitrako), sy gne agnarako vaovao.\v 13 Aokaizay mana tadigny hiteno izay zakain'gne Fagnahy am'ireo fiangona.'''''

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 "Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Laodikia hoe: "Izao gne zakan'gne Amena, gne vavolombelo matoky sy marigny, mpanapaky gne raha-namboarin'Andriamanitry. \v 15 "Fatako izay naninareo, ary tsy mangatseky na mafana enareo. Magniry Iaho mba ho mangatseky na mafana enareo! \v 16 Noho izany, satria enareo marimaritry_sady tsy mafana no tsy mangatseky_da efa haloan'gne vavako enareo.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa hoy enareo hoe: 'Manan-kare iaho, nana fitaova maro, ka tsy mila ndre ino ndre ino. 'kanefa tsy fantanareo fa enereo gne tena mijaly, mapalahelo, mahantra, jamba ary miborida. \v 18 Tenomo gne torohevitriko: Mividiana volamena voadio tame afo aminaha mba ho lasa mpanan-kare enereo, ary akanjo fotsy mataniky mba ho afaky mampisiky gne tegnanereo enereo ka tsy hagnabôky gne hegnetry gne fiboridagnanareo, ary hagnosotry gne masonareo mba hahiratanareo.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ampihofaniko gne tsiraikiraiky aby izay tiako, ary hapianariko andreo gne fomba tokony hiaignandreo. Noho izany, mazotoa ary mivaloza.\v 20 Igny, mitsanga eto ame varangara Iaho ary mandondo. Raha misy mahare gne feoko ka mamoha gne varangara, da ho avy ao an-dragnony Iaho da hihina miraky aminazy, ary izy miaraky aminaha.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Gne raiky izay mandresy, homeko anazy gne sitraky hidoboky miaray aminaha eo ame seaza volamenako, mitovy ame nandreseko evaokoa ka nidobohako nindray tame Abako teo ame seza volamenany. \v 22 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'gne Fagnahy am'ireo fiangona.''''''

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara raiky nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." \v 2 Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. \v 3 Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena. Gne ava da mitovy ame emeraoda.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nitsy seza volamena efatra amby roapolo nagnodidy ila seza volamena, ary loholo efatry amby roapolo gne nidoboky teo amboni'ireo seza volamena, nisiky akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. \v 5 Avy tamin'gne seza volamena gne nisy tsela-pahazava, godo, ary godom-baratry. Nisy jiro fito nirehitry teo agnoloan'gne seza volamaena, jiro izay fagnahy fiton'Andriamanitry.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Teo alohan'gne seza volamena da nisy ranomasy fitaratry, mitovy gne kristay. Ireo zava-managnay efatry da ategnategnan'gne seza volamena sy nagnodidy izany, feno maso, teo agnoloany sy tao an-damosiny.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Gne raha mana'gnay voalohany da akô gne liona, gne raha-mana'gnay faharoy akô gne zanak'omby , gne zavamana'gnay fahatelo da akô olo, ary ilay raha mana'gnay fahaefatry akô gne voro-mahery magnembo. Ireo raha mana'gnay efatry da samby mana elatry enina aby, feno maso gne amboniny sy gn'ambaniny. Atoandro sy hariva indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: " Masigny, masigny, masigny gne Tompo Andriamanitry Tsitoha izay nisy, sy misy, ary mola ho avy."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Na ovia nao ovia ireo raha mana'gnay da hanome voninahitry, laza, ary fisaora an'gne raiky midoboky eo ame seza volamena, gne raiky izay velo mandrakizay doria,\v 10 ireo loholo efatry amby roapolo da nampandohaliky gne tegnandreo eo agnolon'gne raiky izay midoboky eo ame seza volamena. Mandohaliky eo ame raiky izay velo mandrakizay doria indreo,ary nanoraky gne satro-boninahitr'indreo teo agnolon'gne seza volame, mizaka hoe: \v 11 "Mendriky enareo, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray gne voninahitry sy laza ary gne hery. Fa Ienao gne namorigny gne raha aby, ary tame alalan'gne sitraponao, da nisy indreo ary nohary."

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nahita gne tagna akavanan'gne raiky izay nidoboky teo amè seza volame iaho, horognan-taratasy voasoratry eo alohany sy afarany. Ary nofihezy tame tombo-kase fito izany. \v 2Nahita anjely mahery nagnambara tame feo mafy iaho, nizaka hoe: " Ia gne mendriky gne hamoha gne horognan-taratasy ary hamoha gne tombo-kasen'izany?"

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsy misy olo avy agny andagnitry na eto ame tany na ambanin'gne tany ka afaky hanokatry gne horognan-taratasy na hamaky izany.\v 4 Nitomagny mafy iaho satria tsy nisy olo hita mendriky gne hanokatry gne horognan-taratasy na hamaky izany. \v 5 Kanefa gne raiky tame loholo nizaka tamiko hoe:" Ka mitagny. Igny ! Gne lion'gne fokon'i Joda, gne solofon'i Davida, da nandresy. Afaky gne hanokatry gne horognan-taratasy sy gne tombo-kase fito izy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nahita Zanak'ondry mitsanga eo agnelagnelan'gne seza volamena sy gne zavamana'gnay efatry ary eo ategnategnen'gne loholo iaho. Akô gne olo novonoy izy. Nana tandroky fito sy maso fito izy; indreo gne fagnahy fiton'Andriamanitry nalefa magnera gne tany. \v 7 Nandeha izy ary nagala gne horognan-taratasy tegny ame tagnan-kavanan'gne raiky izay nidoboky teo ame seza volamena.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha noresin'gne Zanak'ondry gne horonan-taratasy, gne rahà managnay efatry sy gne loholo efatry amby ropolo da nampiankohiky gne tagnandreo teo alohany. Samy nana lokanga sy lasety volamena feno emboka magnitry avy gne tsiraikiraiky tamindreo, izay vavaky gne mpino.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nihira hira vaovao indreo:" Mendriky gne handray an'gne taratasy maro anao ary hamoa gne tombo-kasen'izany. Fa enao da novonoy, ary tamy gne rànao gne nividiana gn'olon'Andriamanitra avy tamy gne foko, fizaka, olo, ary firenena agnaby. \v 10 Namboarinao fanjaka sy mpisorona indreo mba hanompo gn'Andrimanitra, ary hanjaka eto an-tany."

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Avy eo iaho da nahita sy nahare feon'anjely mare nagnodidy gne seza fiandrina sy gne rahà managnay ary gne loholo. Gne fitambarandreo da aman'aliny maro. \v 12 Nizaka tamy gne feo mafy indreo hoe:" Mendriky anie gne Zanak'ondry izay novonoy mba hahazo fahefa, harena, fahendre, hery, laza, voninahitry, ary dera."

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nahare gne rahà vvoforigny agnaby izay tagny an-dagnitry sy teto an-tany ary gn'an-dranomasy iaho- gne rahà agnaby tao agnatin'gne-nizaka hoe:" Ho an'gne raiky izay mipetraky eo amè seza fiandriana sy ho an'gne Zanak'ondry, anie gne dera, gne laza, gne voninahitry, ary gne fahefa handidy, mandrakizay doria." \v 14 Gne rahà managnay efatry, nizaka hoe:"Amens!" Ary gne loholo niondrika sy nivavaky. [Fagnamariha: Gne sasany amè dikan-zaka taloha da midika hoe:" Gne loholo roy amby folo da nihondriky sy nanompo gne raiky izay velo mandrakizay doria."]

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raha namoha gne raiky tamy gne tombo-kase fito gny Zanak'ondry da nagnety iaho, ary nahare rne raiky tamy gne rahà managanay efatry tamy gne feo mitovy amy gne varatry iaho nizaka hoe:"Avia! \v 2 Nagnety iaho ary nisy soavaly fotsy teo. Gne mpileza izany da nita angira, ary nome satro-boninahitry izy. Nizotso akoy gne mpandresy izy mba handresy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Raha namoa gne tombo-kase faha roy gne Zanak'ondry, da nahare gne rahà managnay faharoy iaho nizaka hoe:"Avia!" \v 4 Da nisy soavaly hafa nizotso- mirehitry mena. Gne mpileza izany gne nagnome alala hangala gne fiadana amy gne zaka, mba hifamono gne olony. Io mpileza io da nome sabatry zakabe.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Raha namoa gne tombo-kase fahatelo gne Zanak'ondry, da nahare gne rahà managnay fahatelo iaho nizaka hoe:"Avia!" Nahita soavaly mity iaho, ary gny mpileza izany da nità mizàna tegny an-tagnany. \v 6 Nahare mitovy amy gne feo tamy gne rahà managnay efatry iaho nizaka hoe:"Ny vary venon'e fagnaranam-bary ho an'gne denaria raiky, ary gne hordea in-telo ,'gne fagnaranam-bary ho an'gne denaria raiky. Fa ka manimba gne menaky sy gne divay."

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Raha namoa gne tombo-kase fahaefatra gne Zanak'ondry, da nahare gne feon'gne rahà managnay fahaefatry iaho nizaka hoe:"Avia! \v 8 Da nahaita soavaly mantsatso iaho. Gne mpileza aminazy da nangia hoe Fahafatesa, ary gne Kobory da nagnaraky enazy. nome fahefa amy gne ampaha-efatry gne tany indreo, mba hamono amy gny sambatry, mosary sy arety, ary amy gne bibidin'gne tany.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Raha namoa gne tombo-kase fahadimy gne Zanak'ondry, da hitako tao ambany alitara gne fagnahin'izay novonoy noho gne zakan'Andriamanitra sy gne fitsangana vavolombelo izay notanandreo. \v 10 Nangaiky tamè feo mafy indreo hoe:"Mandra-pahovia, ry Mpanapaka ambonin'gne agnaby, masina sy marina, gne hitsaranao gne izay miaigny eto an-tany, sy hamalianao faty gne rànay? \v 11 Da nome akanjolava gne tsiraikiraiky agnaby tamindreo, ary nozakay indreo fa tokony handigny kidikidy mandra-pahazoa gn'isa fenon'gne mpiara-manompondreo sy gne rahalaha sy anakavindreo izay tokony hovonoy indreo, akoy gne namonoa endreo.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raha namoha gne tombo-kase fahaenina gne Zanak'ondry, da nagnety iaho ary nisy horohoron-tany zakabe. Lasa mity akoy gne lamba falahelova gne masoandro, ary gne vola vorimaso da lasa akoy gne rà. \v 13 Gne kinta tegny amè lagnitry da latsaky tety an-tany, akoy gne aviavy magnintsa gne voany manta raha ahetsiky gne rivotry mahery. \v 14 Gne lagnitry da nazava akoy gne taratasy izay naforiporitry. Gne vohitry sy gne nosy agnaby da nalà teo amy gne nisy enazy.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Avy eo gne mpanjakan'e tany sy gn'olo manan-danja, sy gne jeneraly, gne mpanan-karena, gne mahery, ary gne hafa agnaby, andevo sy afaka, nifiny tao agnatin'gne lava-bato sy tamè arambaton'e vohitry. \v 16 Nizaka tamè vohitry sy tamè arambato indreo hoe:" Milavoa aminay! Afinio amy gny tarehin'gne raiky izay mipetraky eo ame seza fiandriana sy ame fahavigniran'e Zanak'ondry iahay. \v 17 Fa Avy gn'andro zakaben'gne fahavignirandreo. Ia gne hahavita agnatriky?"

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsanga teo amè zoro tany efatry iaho, nanohitry mafy gne rivotry efatry gne tany, mba tsy hisy rivotry hitsotry amè tany, amè ranomasy, na hifanohitry amy gne hazo agnaby. \v 2 Nahita anjely hafa iaho niakatry avy tagny antsignana, izay nana gne tambo-kasen'Andriamanitra velo. Nikoiky tamè feo mafy tamy gn'anjely efatry izay nahazo alala hanimba gne tany sy gne ranomasina izy hoe: \v 3 "Ka simba gny tany, gne ranomasy, na gne hazo mandra-pagnisiantsika gne tombo-kase eo amy gne pandan'gne mpanompon'Andriamanitra."

1
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nahare gne isan'izay voatombo-kase iaho: 144,000, gne voatombo-kase avy tamè fokon'olon'israely agnaby: \v 5 Roy arivo sy ray aly gne voatombo-kase avy tamè fokon'i Joda, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Robena, roa arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Gada, \v 6 roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Asera, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Naftaly, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Manase.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Simeona, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Levy, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Isakara, \v 8 roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Zebolono, roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Josefa, ary roy arivo sy ray aly avy tamè fokon'i Benjamina gne voatombo-kase.

1
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tafaran'gne rahà gne da nagnety iaho, ary nisy olo maro be izay tsy tody isaina--- avy tamè firenena, foko, olo, ary fizaka agnaby--- nitsanga teo nagnatriky gne seza fiandriana sy teo alohan'gne Zanak'ondry. Nanao ankajo lava fotsy sy mita sampa-drofia tegny amè tagnandreo, \v 10 ary nangaiky mafy tamè feo mahery indreo nagnano hoe:"Gne famonje da an'Andriamanitrintsika izay mipetraky eo ambonon'gne seza fiandriana, sy an'gne Zanak'ondry!"

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gn'anjely agnaby nitsanga magnodidy gne seza fiandriana sy magnodidy gne loholo sy gne rahà managnay efatry, ary indreo da nampiondriky gne tarehindreo teo agnatrehan'gne seza fiandriana. Nivavaka tamè gn'Andriamanitra indreo \v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendre, fisora, fahefa, ary gne hery anie ho an'Andriamanitrintsika mandrakizay doria! Amena!"

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avy eo raiky tamy gne loholo nagnontany enahy hoe:" Ia gne, magnano akanjolava fotsy, ary avy aia indreo?" \v 14 Hoy iaho taminazy:"Tompoko, Enao mahafantatry," ary hoy izy taminahy:" Io gne hijotsoako avy amy gne Fahoria Zakabe. Nosasandreo gn'akanjolavany ary nofotsia tamy gne ràn,e Zanak'ondry.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Noho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. \v 16 Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro. \v 17 Fa gne Zanak'ondry eo atagnategnan'e seza fiandriana gne ho mpiamby endreo sy hitari-dala endreo agny amè loharanon'e rano velo ary hofafan'Andriamanitra agna gne ranomaso amè masondreo."

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raha novohan'gne Zanak'ondry gne tombo-kase fahafito, da nisihy gne tagne an-dagnitry teo amy gn'antsasaky aro teo.\v 2 Avy eo da hitako gn'anjely fito izay nitsanga teo ankatrean'Andriamanitra, ary nome trompetra fito indreo.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nisy anjely hafa avy, nita lasety volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry, nitsanga teo ambonin'gne alitara. Ditin-kazo magnitry maro gne nome enazy mba hagnomezany izany mbamin'ny vavaky gne mpino agnaby eo ambonin'gn'alitara volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry eo aloan'gne sezam-boninahitry. \v 4 Gne setroky gne ditin-kazo magnitry, mbamin'ny vavaky gne mpino, da niakatry teo alohan'Andriamanitra avy amè tagnany gn'anjely. \v 5 Nangala gne lasety fagnoroa ditin-kazo magnitry gn'anjely ary nameno izany tamè gn'afo avy amy gn'alitara. Avy eo natorakiny tamy gne tany izany, ary nisy varatry nagneno, feom-baratry, elatry, ary horohoron-tany.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gn'anjely fito izay nana gne trompetra fito da nioma hitsotry enizany. \v 7 Nitsotry gne trompetrany gn'anjely volohany, ary nisy havandra sy afo mifangaro rà. Natakiny tety an-tany izany mba ho may gne ampahatelon'izany, may gn'ampahatelon'e hazo, ary may agnaby gne ahi-metso. (Fagnamariha: Gne sasany amy gne dika-zaka taloha da mangala gne hoe:"mba ho may gne ampahatelon'izay.")

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nitsotry gne trompetrany gn'anjely faha roy, ary nisy rahà akoy gne vohitry zakabe nirehitr'afo natorakiny tagny an-dranomasy. Lasa rà gne ampahatelon'e ranomasy, \v 9 maty gn'ampahatelon'e rahà managnay tao an-dranomasy, ary rava gn'ampahatelon'gne sambo.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nitsotry gne trompetrany gn'ajely fahatelo, ary nisy kinta zakabe nilatsaky avy agny an-dagnitry akoy gne fanilo, tamy gn'ampahatelon'gne ony sy loharano. \v 11 Rahà mafaitry gn'agnagnaran'io kinta io. Lasa nafaitry gn'ampahatelon'e rano, ary olo maro gne maty tamy gne rano izay lasa nafaitry.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nitsotry gne trompetrany gn'anjely faha-efetry, ary niova gn'ampatelon'e vola sy gn'ampahatelon'gne kinta. Noho izany da lasa mity gn'ampahatelon'gne; tsy nisy hazava gn'ampahatelon'gn'andro sy gny ampahatelon'gn'aririva.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nagnety iaho, ary nahare voro-mahery izay nandrembo tegny ategnategnan'gne lagnitry, nangaiky tamè feo mafy hoe:""Loza, loza, loza, ho an'gne izay mipetraky egny amy gne tany, nohon'gne feona trompetra sisa izay efa ho tsofin'gn'anjely telo."

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nampagneno gne trompetrany gn'anjely fahadimy. Nahita kinta avy agny an-dagnitry iaho izay latsaky tegny ame tany. Gne kinta gne nome gne fagnalahidin'gne lavaky tsy hita noanoa. \v 2 Nopoany gne lavaky tsy hita noanoa, ary niakatry gne setroka ninjotso tao amè lavaky akoy gne setroky avy amè lafaoro zakabe. Nivadiky maloky gne masoandro sy gne rivotry nohon'gne setroky ninjotso tao an-davaky.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Avy amè setroky gne nahavy gne valala teto ambonin'ny tany, ary nome hery akoy gn'an'ny maingoka teto ambonin'ny tany indreo. \v 4 Nozakay indreo tsy hanimba gn'ahitry teto ambonin'ny tany na gne rahà mitsiry metso na hazo, fa gn'olo izay tsy mana tombo-kasen'Andriamanitra eo amè pandan-dreo avao.

1
09/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tsy nahazo alala gne hamono iregny olo iregny indreo, fa hampijaly anazy iregny mandrapahavitan'gne dimy volagny avao. Gne fanaitaignandreo da ako ogne hekitry gne hala raha mamango olo. \v 6 Amin'io andro io da hitady fahafatesa gne olo, fa tsy hahita izany. Hagniry gne ho faty mafy indreo, nefa hilefa andreo gne fahafatesa.

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Akô gne sôvaly nomagny tame ady gne valala. Tame lohandreo da hisy raha akô gne satroboninahitry volamena, ary gne tarehiny da akô gne tarehin'gne olombelo. \v 8 Nana volo akô gne volom-biavy indreo, ary gne nifindreo, da akô nifin'gne liogny. \v 9 Nana fiarovan-tratra akô gne fiarovan-tratra vy indreo, ary gne feon'gne elatrindreo da akô feon'gne kalesa sy sôvaly maro migodogodoky ho agny and ady.

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nana rambo nisy tsindrogny akô gne hala indreo; ao ame rambon-dreo gne misy gne hery hanimba gne olo agnatin'gne dimy volagny. \v 11 Nana mpanjaka indreo da gne anjelin'gne lavaky tsy hita fiafara. Gne agnarany tame zaka Hebreo da Abadona, ary gne agnarany tame zaka grika da i Apolyona.\v 12 Lasa gne loza voalohavy. Igny! afaran'izao da mbola hisy loza roa ho avy.

1
09/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nampagneno gne atsivany gne anjely fahenina, ary Nahare gne feo nivoaky tame tandroky gne alitara volamena izay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. \v 14 Ary nizàka tame anjely fahenina gne feo magnano hoe: "Avotsory gne anjely efatra izay mifehy agny amen'gne renirano zakaben'gne Eofrata." \v 15 Gne anjely efatra izay efa nomagny tam'izany lera izany, ary izany andro izany, izany volagny izany,ary izany taona izany, da novotsora mba hamono gne ampahatelon'gne olombelo.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Gne isan'gne miaramila nitikitry sôvaly da 200,000,000. Nahare gne isa io iaho.\v 17 Akô izany gne fomba nahitako ireo sôvaly tao ame fahitako sy ireo izay nimpitiky teo amin'izy ireo: Ireo fiarovan-tratrandreo da mirehitry mena, manga antitry ary lafo vidy ary solifara mavo. Nitovy tame lohan'gne liogny gne lohan'ireo sôvaly, ary gne nivôky avy tambavandreo da afo, setroky, ary solifara.

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ary gne ampahatelon'gne olo da matin'gne loza telo: gne afo, gne setroka, ary solifara izay nivôky avy teo am-bavandreo.\v 19 Fa gne herin'gne sôvaly da avy tao ame vavandreo sy tame rambondreo - fa gne rambondreo da akô gne bibilava, ary nana loha izay afaka mandratry olo indreo.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Gne ambin'gne olombelo, ireo izay tsy matin' ireo loza ireo, da tsy nibebaky tamagn'asa izay vitandreo, na nijanogny nonompo gne devoly sy sampy volamena, volafotsy, vato, ary hazo- gne raha izay tsy hita maso, re, na mandeha. \v 21 Indreo da mbola tsy nibebaky tame asa famonoa, gne famosaviandreo, gne fijanganjanga na gne asa fangalarandreo.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy teo iaho da nahita anjely mahery hafa nidigny avy agny an-danitra. Tao agnaty mika izy, ary nisy avana teo ambonin'gne lohany. Gne laharany da miendriky masoandro ary gne tongony da mitovy gne andry afo. \v 2 Mitazogny horognan-taratasy kidy mivelatry ame tagnany izy, ary mametraky gne tongony akavana ame ranomasy sy gne tongony havia ame tany.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Avy teo izy da nikiaky tame feo mafy akô gne fitrerognan'gne liogny. Raha nikiaky izy, da nigodo mafy tam'gne feon'gne odo ito.\v 4 Raha nigodo gne godo fito, da teo andalam-panoratana iaho, fa nahare feo avy agny an-dagnitry iaho nizaky hoe: "Tazogny ho tsiambaratelo izay nozakain'gne godo fito. Aza soratana izany."

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Avy teo gne anjely ambony ranomasy sy teo ame tany, nananga gne tagnany havana tagny andagnitry.\v 6 Izay niay tam'gne raiky izay velo mandrakizay doria, izay nagnambôtry gne lagnitry sy gne raha aby agnatin'izany, gne tany sy gne raha aby agnatin'izany, ary gne ranomasy sy gne raha aby agnatin'izany, ary gne anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fandignasa koa.\v 7 Fa ame andro raiky raha hampagneno gne atsivany gne anjely fahafito, da ho tanteraky gne tsy ambaratelon' Andriamanitry, mitovy gne nambarany tam'gne mpaminany mpanompony."

1
10/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne feo izay reko avy tagny andagnitry nizaka taminaha koa hoe: " Mandehana, alay gne horognen-taratasy mivelatry izay egny antagnan'gne anjely mitsanga eo ambony ranomasy sy ambonin'gne tany." \v 9 Avy teo da lasa tagny ame anjely iaho ary nizaka taminazy mba hagnome anaha gne horognan-taratasy kidy. Hoy izy taminaha: " Alay gne horognan-taratasy ary hano izany. Hampafaitry gne agnati-trokinao izany, fa ao ambavanao da ho mamy akô gne titely."

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nalaiko tame tagnan'gne anjely gne horognan-taratasy kidy ary nohaniko izany. Mamy mitovy ame titely tao ambavako izany, fa tafaran'gne nihinanako anazy, da lasa nafaitry gne gne tao ame trokiko. \v 11 Avy teo nisy olo raiky nizaka taminaha hoe: " Tsy maintsy maminany indraky enao moban'gne olo maro, gne firenena, gne fiteny, ary ireo mpanjaka."

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 10

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nome volotara mba hampiasay mitovy gne angira iaho. Nozakay taminaha hoe: " Mitsangana ary refeso gne fiangonan'Andtriamanitry sy gne alitara, ary ireo izay mivavaky ao. \v 2 Fa ka refesy gne banja ivelan'gne fengona, fa nomè gne gne jentilisa izany. Hagnitsaky gne tanà masy agnatiny gne roa amby efapolo vola indreo.

1
11/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Homeko gne vavolombeloko roa gne fahefa haminagny agnatiny gne 1,260 andro, nitafy lamba fisaogna. " \v 4 Ireo vavolombelo ireo da hazon'oliva roa sy gne fitoeran-jiro roa izay nitsanga teo agnatrehan'ny Tompon'gne tany. \v 5 Raha misy olo misafidy handratry andreo, da mivoky afo gne vavandreo ka hihina gne fahavalondreo. Ndre ia ndre ia magniry gne handratry andreo da tsy maintsy hovonoy am'izany fomba izany.

1
11/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ireo vavolombelo ireo da mana fahefa hagnidy gne lagnitry mba tsy hilatshan'gne erikandro agnatinin'gne andro haminaniandreo. Manam-pahefa indreo hagnova gne rano ho rà sy namely gne tany ame karazane loza agnaby na ovia na ovia irindreo. \v 7 Raha ho vita gne fijoroandreo vavolombelo, da miakatry avy agny agnaty lavaky tsy hita fiafara gne bibidia hiady hanohitry azy ireo. Handresy anazy ireo Izy ary hamono andreo.

1
11/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Hiampatry egny ame lalan'gne tanambe gne fatindreo (izay angehigny avao koa hoe Sodoma sy Egypta) izay namatsiha gne Tompondreo. \v 9 Hagnety gne fatindreo agnatin'gne telo andro sy tapany gne olo,gne foko, ary gne firenena agnaby. Tsy ho avelandreo ambela ao ame kobory ireo.

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Gne izay miaigny eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. \v 11 Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita endreo gne tahotyr zakabe.\v 12 Avy eo da hahare feo mahery avy an-dagnitry indreo mizaka endreo hoe:"Miaraky etoa!" Avy eo da hiakatra ho agny an-dagnitry ao agnaty mika indreo, raha mbola magnety tany gne fahavolondreo.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Amizany ora izany da hisy horohontany mafy, ary idodosy gne ampahafolon'gne tanà. Fito arivo gn'olo ho faty amy gne horahorontany, ary ho raiki-tahotry gn'olo sisa tsy maty ary hagnome voninahitry an'Andriamanitra gne lagnitry. \v 14 Lasa gne loza faharoy. Igny! Avy tampoky gne loza fahattelo.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy teo da nampagneno gne trompetrany gn'anjely fahafito, ary nisy feo mafy nizaka tagny an-dagnitry nagnano hoe:"Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika sy gne Kristiny gne fanjakan'izao tontolo izao. Izy gne hanjaka mandrakizay doria."

1
11/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Avy eo gne loholo efatry amby ropolo izay niprtraky teo amy gne seza fiandrianandreo teo agnatrehan'Andriamanitra da nampandohaloky gne tegnandreo. Nankalaza an'Andrimanitra indreo. \v 17 Hoy indreo:"Magnome fisora Anao iahay, ry Tompo Andrimanitra Tsitoha, gn'amizao sy taloha, satria nangala gne herinao zakabe enao ary nanomboky nanjaka. (Fagnamariha: Gne sasany amy gne dikazaka taloha da midika hor: Gne mpandidy gne rehetra, gn'amizao sy taloha, ary gne ho avy, fa gne dikazaka amizao fotoa tsy akoizany.

1
11/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Vignitry mafy gne firenana, kanefa avy gne fahavigniranareo. Avy gne fotoa hitsara gne maty sy hamalianao tsara gne mpamnany mpanomponao, gne izay mpino, sy gne izay natahotry gnagnaranao, ndre gne tsy manan-danja ndre gne mahery. Avy gne fotoa handavoanao gne izay mamilavila gne tany.

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy eo da nivoa gne tempolin'Andriamanitra tagny an-dagnitry ary hita gne fiaran'ny fagnekeny ao agnatin'e tempoliny, Nisy ela-pahazavana, varatry, feombaratry, horohorontany, ary havandra zakabe tao.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 11

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Famantara zakabe gne hita tagny an-dagnitry: viavy nagnisy gne masoandro, ary gne vola teo ambanin'e tombony, ary satro-boninahitry vita tamè kita roy ambin'ny folo gne teo amè lohany. \v 2 Bevoky izy, ary nangaiky mafy fa efa ho teraky, ao anatin'e fihetsehan-jaza.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More