tkg_rev_text_reg/08/03.txt

1 line
656 B
Plaintext

\v 3 Nisy anjely hafa avy, nita lasety volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry, nitsanga teo ambonin'gne alitara. Ditin-kazo magnitry maro gne nome enazy mba hagnomezany izany mbamin'ny vavaky gne mpino agnaby eo ambonin'gn'alitara volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry eo aloan'gne sezam-boninahitry. \v 4 Gne setroky gne ditin-kazo magnitry, mbamin'ny vavaky gne mpino, da niakatry teo alohan'Andriamanitra avy amè tagnany gn'anjely. \v 5 Nangala gne lasety fagnoroa ditin-kazo magnitry gn'anjely ary nameno izany tamè gn'afo avy amy gn'alitara. Avy eo natorakiny tamy gne tany izany, ary nisy varatry nagneno, feom-baratry, elatry, ary horohoron-tany.