tkg_rev_text_reg/04/04.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 4 Nitsy seza volamena efatra amby roapolo nagnodidy ila seza volamena, ary loholo efatry amby roapolo gne nidoboky teo amboni'ireo seza volamena, nisiky akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. \v 5 Avy tamin'gne seza volamena gne nisy tsela-pahazava, godo, ary godom-baratry. Nisy jiro fito nirehitry teo agnoloan'gne seza volamaena, jiro izay fagnahy fiton'Andriamanitry.