tkg_rev_text_reg/11/01.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 1 Nome volotara mba hampiasay mitovy gne angira iaho. Nozakay taminaha hoe: " Mitsangana ary refeso gne fiangonan'Andtriamanitry sy gne alitara, ary ireo izay mivavaky ao. \v 2 Fa ka refesy gne banja ivelan'gne fengona, fa nomè gne gne jentilisa izany. Hagnitsaky gne tanà masy agnatiny gne roa amby efapolo vola indreo.