tkg_rev_text_reg/01/09.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 9 Iaho, Jaona—rahalahinareo sy gne raiky izay niazara taminareo tao agnatin'gne fijalia sy fanjaka ary gne fahareta ao am'i Jesosy Kristy—da tao ame nosy angia hoe Patmo nohony gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo gne mikasiky an'i Jesosy.\v 10 Iaho da notaritin'gne Fagnahy tame andron'gne Tompo. Nahare feo mafy mitovy ame atsiva tao afarako iaho. \v 11 Nagnano an'izany hoe: "soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangona fito—ho amy Efesosy, Simirna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."