tkg_rev_text_reg/01/01.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 1 Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. \v 2 Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. \v 3 sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno gne zakan'izany faminania izany,sy izay mitandrigny izay voasoratry ao aminazy, satria efa mariny gne fotoa.