tkg_rev_text_reg/09/13.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 13 Nampagneno gne atsivany gne anjely fahenina, ary Nahare gne feo nivoaky tame tandroky gne alitara volamena izay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. \v 14 Ary nizàka tame anjely fahenina gne feo magnano hoe: "Avotsory gne anjely efatra izay mifehy agny amen'gne renirano zakaben'gne Eofrata." \v 15 Gne anjely efatra izay efa nomagny tam'izany lera izany, ary izany andro izany, izany volagny izany,ary izany taona izany, da novotsora mba hamono gne ampahatelon'gne olombelo.