Wed Jul 19 2023 16:26:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
jdwood 2023-07-19 16:26:08 -04:00
commit 7736b505f3
100 changed files with 551 additions and 0 deletions

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Namaly Nikodemôsy ka nijaka tamin'Ajy hoe: "Ahôna ny fomba hahatanterahan'ijany raha ijany?" \v 10 Jesôsy namaly ka nijaka tamin'Ajy hoe: ''Mpampianatra an'Israely ve anao, die mbola tsy ajonao mandy ijany raha ijany? \v 11 Jakaiko aminao, marina die marina tokôtre fa ijay fantatray no vorianinay, ary ahay magnambara ny momba ijay hitanay, kanefa mbola tsy magneke ny fagnambaranay anareo.

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Ary laha efa fantatr'i Jesôsy hoe regnin'ny Fariseo fa nahajo sy nagnano batisa mpianatra maro noho Jaona Ijy \v 2 (na die tsy Jesôsy tegnany aja no nagnano batisa, fa ny mpianatrane), \v 3 die niala tao Jodia Ijy ary niverigna nandeha agny Galilia ndraike.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ilaine ny mamakivaky an'i Samaria. \v 5 Ka die tonga tao amin'ny tanàna iray ao Samaria Ijy, angihana hoe Sykara, akeken'ny ampahan-tany ijay namen'i Jakoba an'i Josefa janagne.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Teo ny fangalan-dranon'i Jakoba. Nahatsiaro vijaka tamin'ny dieny Jesôsy ka nipeyraka teo amin'ny fangalan-drano. Tokony teo amin'ny ora fahenina teo.\v 7 Nisy viavy samaritana raike tonga hangala rano, ka hoy Jesôsy taminajy hoe: "Mba omeo rano Iaho hisotroko." Mba omeo rano, ka hoy Jesôsy taminajy hoe: "Mba omeo rano Iaho hinomiko." \v 8 Fa ny mpianany efa lasa agny an-tanàna mba hividy hanigna.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Jesôsy namaly ka nagnano taminajy hoe: "Ijay rehetre misotro amin'itoy rano itoy die mbola hangetaheta ndraike,\v 14 fa n'ija n'ija minogna amin'ny rano ijay homeko anajy die tsy hangetaheta mandrakijay. Fa koja, ny rano ijay homeko anajy die ho tonga loharano miboiboike ao agnatine, ijay mitondra agny amin'ny fiaignana mandrakijay. Fa koja, ny rano ijay homeko an'ajy die ho tonga loharano miboiboike ao agnatine, ijay mitondra agny amin'ny fiaignana mandrakijay."

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Hoy raviavy taminajy hoe: "Tompoko, omeo ijany rano ijany iaho mba tsy hangetaheta sy ho tonga hangala rano eto koa." \v 16 Hoy Jesôsy tami-raviavy hoe: "Mandehana, antsovy ny vadinao, die miveregna atoy."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Namaly ny viavy ka nijaka tamunajy hoe: "Tsy manambady iaho." Namaly Jesôsy hoe: "Marina ny vôlajanao hoe: 'Tsy manambady iaho,\v 18 'fa efa nanambady indimy anao, ary ny raika ijay hipetrahanao amkehitriny die tsy mbola vadinao. Marina ijay vôlajanao."

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy raviavy taminajy hoe: "Tompoko, hitako fa mpaminagny Anao.\v 20 Ny razantsena nivavaka teto amin'itoy tendrombohitre itoy, kanefa anareo magnambara fa Jerosalema no toerana tokony hivavahan'ny olo."

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Hoy Jesôsy taminajy hoe: "Minoa Anahy, raviave, fa ho avy ny andro ijay hideranareo ny Ray ka sady tsy amin'itoy an-tendrombohitra itoy no tsy any Jerosalema. \v 22 Fa anareo menkohoke amin'ijay tsy fantatrareo. Ahay koja menkohoka amin'ijay fantatray, satria ny famonjena die avy amin'ny Jiosy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Kanefa, hoavy ny andro, ary tonga ankehitriny, laha efa hidera ny Ray amin'ny fagnahy sy faharignana ny tena mpivavake, satria ny Ray die miremby olo hôtran'ijany ho mpidera Anajy. \v 24 Andriamanitra die Fagnahy, ary ny olo ijay midera Anajy die tsy mentsy midera amin'ny fagnahy sy fahamarignana."

1
04/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Hoy ny viavy tamin'ajy hoe: "Fantatro fa ho avy ny Mesia (ny antsovana hoe Kristy). Ary laha efa tonga Ijy, die hagnajava amintsena ny raha manontolo."\v 26 Hoy Jesôsy taminajy hoe:" Iaho ijay miresaka aminao, no Ijy."

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Noho ijany die namela ny sinine raviavy, ka nandeha niverigna tagny an-tanàna, ary nijaka tamin'olo hoe: \v 29 "Handeha, hijaha ny lelahy ijay nilaja ny vitako manontolo. Tsy ho Kristy ijany, sa ve Ijy?" \v 30 Die niala teo an-tanàna areo nandeha eo aminaje.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nandritra' ijane, nampirisike An'dreo mpianatre, magnano hoe: "Raby, mihinàna."\v 32 Fa hoy Ijy tamin'dreo hoe: "Iaho die managna hanin-ko hoanina ijay tsy fantatrareo." \v 33 Ka nifampijaka ny mpianatrany hoe: "Tsy nisy olo nitondra raha hoanina hôn'Aje, sa ve nisy?"

1
04/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Hoy Jesôsy tamin'dreo hoe: "Ny sakafoko die ny magnano ny sitrapon'ny nagniraka Anahe ary magnano ny saragne.\v 35 Moa Anao tsy milaja hoe: " Efa-bolagna sisa die hoavy ny fararano?' Lajaiko aminareo, atopajo ny masonareo die jahao ny agny an-tsaha, f'efa masake ary ho jinjaina io!\v 36 Ijay mijinja die mandray karama sy manangogna vokatre hômin'ny fiaignana mandrakijay, ka hiaraka faly ny mpamafy sy ny mpijinja.

1
04/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa amin'ijane die marina ny teny magnano hoe: 'Ny raike mamafy, ary ny raike kosa minjinja,' \v 38 Nagnirake anareo hinjinja ijay tsy nisasaranareo Iaho. Ireo hafa no nisasatre, ary anareo no niditre teo amin'ijay nisasarane."

1
04/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Maro hafa no nino nohon'ny tenine.\v 42 Hoy areo tami-raviavy hoe: "Tsy noho ijay vôlajanao koa no hinônay, fa ahay mihintsy no efa naharegne, ary fantatray fa Ijy tokôtre ny Mpamonjy an'ijao tontolo ijao."

1
04/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Tafaran'io roa andro io, die niala avy tao Ijy handeha agny Galilia. \v 44 Fa Jesôsy mihintsy no nagnambara fa ny mpaminagny die tsy manan-danja ao amin'ny tanine manokagna. \v 45 Laha efa tonga tao Galilia Ijy, die nandray Anajy ny Galiliana. Areo die nahita ny raha aby daholo ijay nataone tao Jerosalema tamin'ny andro fifalefalena, satria nandeha tagny amin'ny andro fifalefalena mandy koa areo.

1
04/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Ary tonga tao Kana ao Galilia ndraike Ijy, ijay toerana nampodiena ny rano ho divay. Nisy tandapa raike ijay nanagna janaka lahy marary tao Kapernaony.\v 47 Laha efa regnine fa avy Jodia ho agny Galilia Jesôsy, die nandeha eo amin'i Jesôsy ijy ary nangataka taminaje mba hidigna ary hagnafake ny janagne lelahy, ijay efa ho fate.

1
04/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Laha igny ijy nidigna igny, die nitsena andreo mpanompone, nilaja fa velogna ny janagne. \v 52 Ka nagnotany andreo ny ora ijay nagnaretane ijy. Namaly anajy areo hoe: "Maly tamin'ny ora fahafito no nialàn'ny tajo taminaje."

1
04/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Fantatrin'ny ray avy teo fa tamin'io ora io no nilajan'ny Jesôsy anajy hoe: "Velogna ny janakao." Ka die nino ny tegnany sy ny ankohonane aby daholo. \v 54 Ijany no famantarana faharoa nataon'ny Jesôsy tamin'Ijy niala tao Jodia ho agny Galilia.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
06/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Avy eo Jesôsy namaly an' andreo hoe:" Jakaiko aminareo marina, die marina tokôtre, fa tsy Mosesy no nagnome anareo ny mofo avy agny an-dagnitre, fa ny Raiko no magnome anareo ny tena mofo avy any an-dagnitre. \v 33 Satria ny mofon'Andriamanitra die ilay mijotso avy agny an-danitre ka magnome fiaignana ho an'ijao tontolo ijao." \v 34 Ka hoe areo tamin'Aje hoe:" Tompoko, omeo anay mandrakariva ijane mofo ijane."

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'ireo raha ireo Jesôsy die nenga tagny Galilia, fa tsy te ho agny Jodia anefa Ijy noho ireo Jiosy mikasa hamono Anajy. \v 2 Ary efa nariny ny andro fifalefalen'ny Jiosy ny Taberinakely.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Noho ijany ireo rahalahy, nijaka taminajy hoe: Melà amin'itoy toerana itoy ary mandihana agny Jodia, ba hahafahan'ireo mpianatrao mahita ireo asa amboarinao ihiany koa. \v 4 Tsy misy olo magnano raha mivony ijany laha ijy tegnany ary te-hofantatra ampahibemaso. Laha magnano ireo raha ireo anao, die miseho amin'ijao tontolo ijao."

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa na ireo rahalahy aja tsy nino Anajy. \v 6 Noho ijany Jesôsy nijaka andreo hoe: "Bola tsy avy ny fotôgna, fa ny fotôgnanareo koja die vognona lalandava. \v 7 Tsy afaka hankahala anareo ijao tontolo ijao, fa Aho no halany satria magnambara fa ratsy ireo asany.

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Anareo mekara agny amin'ny fifalefalena; fa Aho koja die tsy handeha amin'ijany satria tsy bola avy ny fotôgnako." \v 9 Tafaran'ny nijakany ireo raha ireo tamindreo, die nijanogna tao Galilia Ijy.

1
07/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa laha efa niakatra tagny amin'ny fahafalefalena ireo rahalahiny, die niakatra tagny mandy koa Ijy aviteonigne, tsy nisehoseho fa nivony. \v 11 Nandremby Anajy tagny amin'ny fifalefalena ireo Jiosy ary nijaka hoe: "Aja Iny?"

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Laha misy olo magniry hanao ny sitram-pony, die hahalala mahakasika an'io fampenarana io ijy, na lahatamin'Andriamanitra ijany, na Iaho no mijaka avy amin'ny tegnako. \v 18 Na ija na ija mijaka avy amin'ny tegnany die mandremby ny vononahitry ny tegnany manokagna, fa na ija na ija mandremby ny vononahitr'ijay nagniraka anajy, die io olo io no marina, ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminajy.

1
07/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Tsy namen'i Mosesy anareo ve ny lalàna? Ka anefa tsy misy aminareo mitandrigna ny lalàna. Nahôna anareo no mikasa ny hamono Anahy?" \v 20 Namaly ny vahôka hoe: "Anao die misy devoly. Ija koa no mikasa hamono Anahy?"

1
07/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Jesôsy namaly ka nijaka andreo hoe: "Asa raike no namboariko, ary die jendagna nohon'ny amijany aby anareo. \v 22 Namen'i Mosesy ny famoràna anareo (Tsy hoe avy amin'i Mosesy ijany, fa lahatamin'ireo rajagna) ary amin'ny sabata die mamora olo anareo.

1
07/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Laha amin'ny sabata no amorana ny olo ba tsy ho vôdika ny lalàn'i Mosesy, die nahôna anareo no vignitra Aminahy laha nagnasitragna tanteraka olo raika tamin'ny Sabata aho? \v 24 Aja mitsara amin'ny endrika ivelany, fa mitsarà am-pahamarinana."

1
07/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Nisy saragne tamin-dreo avy lahatagny Jerosalema nijaka hoe: "Tsy toy ve ilay rombejindreo hivonina? \v 26 Jereo, mivoria miharihary Ijy, ary tsy misy mijaka na ino na ino Anajy ijy ireo. Die ho fantatry ny mpitondra tokôtra ve fa Ijy no Kristy?\v 27 Efa fantantsena hoe avy lahataja io lelahy io. Fa laha efa avy ilay Kristy, die tsy hisy hahalala hoe avy lahataja Ijy."

1
07/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Aviteo nihieka mahare i Jesôsy tao an-Tempoly, nampianatra ary nijaka hoe: "Anareo die samy mahalala ny tegnako ary mahalala ny fievieko. Tsy avy nohon'ny tegnako manokagna Aho, fa ilay nagniraka Anahy die marina, ary tsy fantatrareo Ijy. \v 29 Fantatro Ijy satria Aho die avy Aminajy ary Ijy no nagniraka Anahy.

1
07/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Niejaka ny hanambotra Anajy areo, fa tsy nisy nangijintagnana tAminajy satria tsy bola avy ny fotôgnany. \v 31 Kanefa rahabe tamin'ireo vahôka no nino Anajy, ary hoy areo hoe: "Laha efa avy ilay Kristy, moa hagnano famantarana rahabe mihôtra ny vitan'io lelahy io ve Ijy?" \v 32 Naharegny ny vahôka nivitsikitsika ireo raha mahakasika an'i Jesôsy ireo ny Fariseo, ary ny lohan'ny mpisorogna sy ireo Fariseo die nagniraka mpiandry raharaha hanambotra Anajy.

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Hoy Jesôsy aviteo hoe: "Kely sisa ny fotôgna herahako aminareo, die henga ho agny amin'ilay nagniraka Anahy Aho.\v 34 Handremby Anahy anareo fa tsy hahita Anahy; ijay handihanako, tsy ho ajonareo andihanana."

1
07/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Noho ijany ireo Jiosy die nifampivoria hoe: "Fa henga ho aja io lelahy io no tsy hovitantsena ny handremby Anajy? Handeha ho agny amin'ireo ijay niparitaka agny amin'ny Grika die hagnanatra ireo Grika ve? \v 36 Ary ino ny dikan'ny jaka nijakainy hoe: 'Handremby anahy anareo fa tsy hahita Anahy; ijay handihanako tsy ho ajonareo handihanana'?"

1
07/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Ary tamin'ny farany, andro lehibe amin'ny fifalefalena, die nitsangagna Jesôsy ary nijaka hoe: ''Laha misy mangetaheta, abilay ijy hagnantogna Anahy ary hinogna.\v 38 Ijay mino Anahy, arakan' ny vôlajan' ny soratra Masina, die hikoregna lahatao amin'ny trokany ny rano velogna.''

1
07/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Fa ijao no lajainy momban'ny Fagnahy, ireo ijay nino Anajy no handray; ilay fagnahy die bola tsy namena satria tsy bola nahajo voninahitra Jesôsy.

1
07/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ny sasagny tamin'ireo vahôka, laha efa naharegny an'ireo jaka ireo, die nijaka hoe: "Itoy tokôtra ilay mpaminagny."\v 41 Ireo hafa nilaja hoe: "Itoy ilay Kristy." Fa nisaragny nijaka hoe: "Fa angaha Kristy avy agny Galilia?\v 42 Tsy vôlajan'ny soratra Masina ve fa Kristy die ho avy amin'ny taranak'i Davida ary avy ao Betlehema, ilay tanàna ijay nisy an'i Davida?''

1
07/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Ka nisy fijarana teo amin'ny vahôka noho Ijy. \v 44 Ny saragny tamindreo te-hanambotra Anajy, fa tsy nisy nagijintagnana taminajy.

1
07/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Aviteo ireo mpandigny raharaha nimpody tagny amin'ireo lohan'ny mpisorogna sy ireo Fariseo, ijay nilaja tamin-dreo hoe: "Nahôna anareo no tsy nitondra Anajy?" \v 46 Namaly ireo mpiambigna raharaha hoe: "Tsy bola nisy nivoria tahaka ijany mihitsy."

1
07/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Noho ijany ireo Fariseo namaly andreo hoe: "Vôfitaka hiany koa ve anareo? \v 48 Moa nisy tamin'ireo mpanapaka ba nino Anajy, na tamin'ireo Fariseo? \v 49 Fa ireo vahôka ireo die tsy mahalala ny lalàna, vôojogna areo."

1
07/50.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 50 Nikodomosy (raika amin'ireo Fariseo, ijay avy mialoha teo aminajy), nijaka hoe: \v 51 "Moa ve ny lalàntsena mitsara olo melohan'ny harignesana anajy ka halalana ijay namboariny?" \v 52 Namaly ijy ireo ary nijaka taminajy hoe: "Avy agny Galilia koa angaha anao? Mitadiava ary jahay fa tsy misy mpaminagny avy lahatagny Galilia."

1
07/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 (Fagnamarihana: ny dikan-teny taloha tsara indrindra die tsy ahitana ny Jaona 7:53-8:11) [Aviteo ny tsiraidraike nenga agny andragnony aby.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 (Fagnamarihana: Jereo ny fagnamarihana momban'i Jaona 7:53-8: 11 etsy ambone) Avy teo hoy areo tamin'ajy hoe: "Ry mpampianatra ô, i viavy toy die tratra teo am-pijangajangana. \v 5Ary ao amin'ny lalàna, Mosesy nibeko anay ba hitily vato ny olo tahaka an'ijay; ino no jakainao momba an'aje?" \v 6 Nijakain-dreo hamandrihana an'Ajy fotsiny anefa ijany ba ahafahan-dreo magnameloka an'Aje, fa Jesôsy koja niondrika ary nanoratra tamin'ny tany tamin'ny ratsan-tagnane.

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 (Fagnamarihana: Jereo ny fagnamarihana momban'i Jaona 7:53-8: 11 etsy ambone) Rehefa nametraka fagnotanena taminajy fehijay areo, die nitsangagna Ijy ka nijaka an-dreo hoe: "Ijay tsy nanota taminareo, aleo ijy hitily vato an'aje vôlohane." \v 8 Die niondrika koa Ijy, ary nanoratra tamin'ny tany tamin'ny ratsan-tagnane.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 (Fagnamarihana: Jereo ny fagnamarihana momban'i Jaïna 7:53-8: 11 etsy ambone) Rehefa naharegny an'ijany areo, die nenga kirai-draike, nanomboka tamin'ny joky olo indrindra. Ary farany die Jesôsy irerika mandy sisa no tavela teo, niaraka tamin'ilay viavy ijay teo agnivone.\v 10Nitsangagna Jesôsy ka nijaka tamin'aje hoe: "Raviave, fa nenga aja ny mpagnameloka anao?"\v 11Hoy ijy hoe: " tsy misy, Tompoko." Ary hoy Jesôsy hoe: "Tsy magnameloka anao Aho. Mandihana ary aja manota koa."

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nijaka tamin-dreo indraike Jesôsy, magnano hoe: " Aho no fahajavan'ijao tontolo ijay; ijay magnarake an'Ahy die tsy handeha amin'ny hejigna fa hanagna ny fahajavan'ny fiaignana." \v 13 Hoy ny fariseo tamin'aje hoe: "Anao die magnambara ny tegnanao; tsy marina ny fagnambaranao."

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Jesôsy namaly ka nagnano tamin-dreo hoe: "Na die magnambara ny tegnako aja Aho, die marina ny fagnambarako. Fantatro ny neveko sy ny lalagna andihanako, fa anareo koja tsy mahafantatrr ijay neveko na ijay andihanako.\v 15Anareo die mitsara araky ny nofo; fa Aho tsy mitsara na ija na ija. \v 16 Na die mitsara aja Aho; die marina ny fitsarako satria tsy irery Aho, fa miaraka amin'ny Ray ijay nagniraka an'Ahe.

1
08/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Eke, ary ao amin'ny lalàgnareo die vôsoratra fa marina ny fijorôn'ny olon-droy vavolombelogna. \v 18 Aho no magnambara ny tegnako, ary ny Ray ijay nagniraka an'Ahy mandy koa die magnambara an'Ahe."

1
08/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy areo tamin'ajy hoe: " Aja ny rainao?" Jesôsy namaly hoe: " Tsy fantatrareo na Aho na ny Raiko; raha nahafantatra an'Ahy anareo, die mahafantatra ny Raiko mandy koa." \v 20Marivon'ny fandatsahan-drakitra ijy no nijaka anijay jaka ijay tamin'ijy nampianatra tamin'ny tempoly igne, ary tsy nisy nanambotra an'Ajy satria bola tsy avy ny lerane.

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ary hoy indrika ijy tamin-dreo hoe: " Andeha Aho; handremby an'Ahy anareo ary die ho maty amin'ny fahotanareo. Ijay andihanako, die tsy ho ajonareo handihanana." \v 22 Hoy ny Jiosy hoe: " Hamono fo ve ijy? ijany ve no antony nilajany hoe: 'Ijay andihanako, die tsy ajonareo handihanana'?"

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: " Avia atoy ambany anareo; Aho koja avy ambony egne. Avy amijao tontolo ijao anareo; fa aho koja tsy avy amjao tontolo ijao. \v 24 Noho ijane, nambarako taminareo fa ho maty ao amin'ny fahotanareo anareo. Fa raha tsy mino anareo fa AHO NO IJY, die ho maty amin'ny fahotanareo anareo."

1
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Noho ijany die hoy areo taminaje hoe: "Ija moa anao?" Hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: "Araka ijay vôlajako taminareo hatramin'ny vôlohane. \v 26 Managna raha maro hijakaiko sy hitsarana momba anareo Aho. Kanefa, Ijy ijay nagniraka an'Ahe die marina; ary ijay javatre jay regniko taminaje, die hambarako am'ijao tontolo ijao." \v 27 Tsy ajon-dreo anefa fa Ijy die nivoria tamin-dreo momba ny Ray.

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Hoy Jesôsy hoe: " Rehefa asandratrareo ny Janak'Olo, die ho fantatrareo fa aho no IZY, ary tsy magnano na ino na ino ho an'Ahy Aho. Araka ny nampenarin'ny Ray an'Ahe, no hilajako an'ireo javatra ireo. \v 29 Ijy ijay nagniraka an'Ahy die miaraka amin'Ahe, ary tsy namela an'Ahy ho irery ijy, noho Aho magnano ijay ankasitrahany mandrakariva." \v 30 Raha nilaja an'io javatra io Jesôsy, die be no nino an'Aje.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Jesôsy nijaka tamin'ny Jiosy jay nino an'Ajy hoe: " Raha mitoetra amin'ny jakako anareo, die ho tena mpianatro; \v 32 ary ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hagnafaka anareo." \v 33Ary areo namaly an'Ajy hoe: " Taranak'i Abrahama ahay ary bola nandivojin'ija na ija hatramin'ijay; ka magnino no hijakanao hoe: 'Ho afaka anareo'?"

1
08/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Jesôsy namaly an-dreo hoe: "Lajaiko aminareo, marina, die marina tokôtre, f'ireo ijay manota die andevon'ny ota. \v 35 Ny andevo die tsy mitoboke ao an-dragno mandrakijay; fa ny janaka no mitoboka mandrakijay. \v 36 Noho ijane, raha ny Janaka no magnafaka anareo, die ho afaka tokôtra anareo.

1
08/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fantatro fa taranak'i Abrahama anareo; mandremby ijay hahafaty an'Ahy satria tsy managna toerana ao aminareo ny jakako. \v 38Milaja ijay hitako niaraka tamin'ny Raiko Aho, ary anareo koa mambôtra ijay regninareo tamin'ny rainareo."

1
08/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Namaly areo ka nilaja taminajy hoe: " Abrahama no iabanay." Jesôsy nijaka an-dreo hoe: " Raha janak'i Abrahama anareo, die hambôtra ny asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa, amijao fotôgna ijao anareo mandremby hamono an'Ahe, ijay lelahy nilaja taminareo ny marina ijay regniko tamin'Andriamanitre. Abrahama tsy nagnano an'ijane. \v 41 Anareo die magnano ny asan'ny iabanareo." Hoy areo taminajy hoe: " Tsy teraka tamin'ny fijangajangana ahay; raika mandy ny Rainay: die Andriamanitre."

1
08/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Kanefa, satria milaja ny marina Aho, die tsy mino an'Ahy anareo. \v 46 Ija aminareo no magnameloka an'Ahy amin'ny fahotako? Raha milaja ny marina Aho, nahôna no tsy hinônareo?\v 47Ijay avy amin'Andriamanitre; tsy maharegny an'ijany anareo satria tsy avy amin'Andriamanitre."

1
08/50.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 50 Tsy mandremby ny voninahitro aho; misy raika mandremby sy mitsara. \v 51 Jakaiko aminareo, marina, die marina tokôtre, fa raha misy mitandrigna ny jakako, die tsy hahita fahafatesana mandrakijay ijy."

1
08/52.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 52 Hoy ny jiosy tamin'aje hoe: "Aminjao fantatray fa managna demonia Anao. Efa maty Abrahama sy ny mpaminagny; Kanefa anao milaja hoe: 'Raha misy mitandrigna ny jakako, die tsy hahita fahafatesana mandrakijay ijy'. \v 53 Tsy angeja mihôtran'ny rainay Abrahama ijay efa maty Anao, sa ve angeja? Ny mpaminagny mandy koa die maty. Mambôtra ny tegnanao ho ija moa Anao?"

1
08/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54 Jesôsyy namaly hoe: "Raha mankalaja ny tegnako Aho, die ho tsinotsinona ny voninahitro; Ny Raiko ijay atanareo ho Andriamanitra no mankalaja Anahe. \v 55 Tsy fantatrareo ijy, fa Aho mahafantatra an'Aje. Raha milaja Aho hoe: 'Tsy mahafantatra an'Ajy Aho,' die ho tahaka anareo, mpivande. Kanefa, fantatro ijy ka mitandrigna ny teniny Aho. \v 56 Ny rainareo die nifaly nahita ny androko; nahita an'jany ijy die fale."

1
08/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57 Hoy ny Jiosy taminajy hoe: " Bola tsy misy dimampolo taogna aja Anao, ka die ho efa nahita an'i Abrahama ve?" \v 58 Ary hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: " Lajaiko aminareo, marina, die marina tokôtra, talohan'ny nahaterahan'i Abrahama, die aho no ijy." \v 59 Avy teo die nangala vato hatily Anajy areo, fa Jesôsy koja nenga ka nivôka ny tempoly.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary nifampanontagny ireo olo mpiray vody rindrigna tamin-dralelahy sy ireio ijay nahita an'ajy nangataka taloha nagnano hoe:" Tsy itoy ve ilay lelahy nidoboke nangatake teto?" \v 9 Ny saragny nagnano hoe:" Ijy io." Ary ny hafa nilaja hoe:" Tsiare, fa mitovy amin'ajy mandy ijy." Fa ijy koja nagnano hoe:" Iaho itoy."

1
12/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 vahôka namale anaje hoe, "Regninay tamin'ny lalàna fa kristy die hijanogna mandrakijay. Ahôna no ahafahanao mijaka hoe: 'Ny janak'olo die tsy mentsy hasandratre'? Ija ijany janak'olo ijane?" \v 35 Avy Jesôsy nijaka andreo hoe: Ny hajavana die mbola hiaraka aminareo mandritra ny fotôgna lehibe. Mandihana dieny bola managna hajavana, mba tsy hafahan'ny hejigna die meloha anareo. Ijay mandeha amin'ny hejigna die tsy mahalala ny lalagna hombane. \v 36 Laha bola managna ny hajavana anareo, die minoa ijany mba ho janakin'ny hajavana anareo. Jesôsy nijaka ny raha io avy teo die tsy hita fa nivony anaje areo.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 13

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 ''Iaho no tena vôloboka, ary ny Raiko no mpamboly. Alainy tato Aminahy ny sampagna manontolo \v 2 ijay tsy mamoa vônkajo, ary rantsagniny ny sampagna ijay mamokatra ba hamoa vônkajo rahabe kokoa ijany.

1
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Efa madio anareo noho ilay hafatra ijay nijakaiko taminareo.\v 4 Mitoboha ato Aminahy, ary Iaho ao aminareo. Tahaka ny sampagna tsy afaka mamokatra vôkanjo amin'ny tegnany laha tsy mitoboka ao amin'ny vôloboka ijany, die hôtrany ijany koa anareo, laha tsy mitoboka ao Aminahy.

1
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ijao no vôloboka, anareo no sampagna. Ijay mitoboka ato Aminahy, ary Iaho ao aminajy, die mamokatra be ijy, fa laha tsy misy anahy die tsy mahavita na ino na ino anareo.\v 6 Laha misy olo tsy mitoboka ao Aminahy, die hariena hôtran'ny sampagna ijy ary halajo, ary ijy ireo mamory ireo sampagna ary magnary an'ijany agny amin'ny afo, ary may ijy ireo.\v 7 Laha mitoboka ao Aminahy anareo, ary laha mitoboka ao aminareo ireo ny jakako, angatahy na ino na ino irinareo, die hatao aminareo ijany.

1
15/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny Raika die omen-boninahitra amin'ijao, die ny hamokaranareo vôkanjo rahabe ka ho famantarana fa mpianatro anareo.\v 9 Hôtra ny nitiavan'i Ray Anahy, no nitiavako anareo. Mitomoera ao amin'ny fitiavako.

1
15/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Laha mitandrigna ireo didiko anareo, die hitoitra ao amin'ny fitiavako, hôtra ny nitandremako ireo didin'ny Raiko sy nitoerako tao amin'ny fitiavany. \v 11 Nilajaiko aminareo ireo raha ireo ba ho ao aminareo ny fifaleko ary ba ho feno ny fifalenareo.

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ijao no didiko, die ny hifakatiavanareo hôtran'ny nitiavako anareo. \v 13 Tsy misy managna fitiavana lehibe mihôtra Anahy, die ny magnome ny aigny hôn'ireo sakejany.

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Akamako anareo laha magnano ireo raha andidieko anareo ireo. \v 15 Tsy hangaika anareo hoe mpanompoko koa Aho, satria ny mpanompo die tsy mahalala ijay amboarin'ny Tompony. Nangihiko hoe akamako anareo, satria ny raha manontolo ijay regniko tamin'ny Raiko, die nampahalalaiko anareo.

1
15/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy nifidy Anahy anareo, fa Aho no nifidy anareo ary nanendry anareo ba hamokatra, ary ba tokony hiperaka ny vokatrareo. Namboarina ijany ba na ino na ino angantahinareo amin'ny Ray amin'ny agnarako, die hameny anareo ijany.\v 17 Io raha io no andidieko anareo ba hifakatiavanareo.

1
15/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Laha tsy tia anareo ijao tontolo ijao, fantary fa nankahala Anahy ijy talohan'ny tsy nitiavany a areo. \v 19 Laha avy ami'ijao tontolo ijao anareo, die ho tien'ijao tontolo ijao hôtran'ny anajy anareo. Fa satria tsy an'ijao tontolo ijao anareo ary nifidiko hiala amin'ijao tontolo ijao, noho ijany die halain'ijao tontolo ijao anareo.

1
15/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Tadidio ny jaka nijakaiko taminareo hoe: "Ny mpanompo die tsy lehibe mihôtra ny Tompony.' Laha nagnenjika Anahy ijy ireo, die gagnénjika anareo koa; ary laha nitandrigna ny jakako ijy ireo, die hitandrigna nenareo koa. \v 21 Hagnano ireo raha manontolo ireo aminareo ijy ireo nohon'ny Agnarako, satria tsy fantatrandreo Ijy ijay nagniraka Anahy.\v 22 Laha tsy avy sy nijaka tamindreo Aho, die tsy ho nagnota areo, fa ankehitriny tsy afa-miala amin'ny fahotany ijy ireo.

1
15/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Laha efa ho avy ilay mpampahery ijay hirahiko aminareo avy amin'ny Ray, ilay, fagnahin'ny fahamarinana, ijay mivôka lahatamin'ny Ray, die hajaka ny mahakasika Anahy Ijy. \v 27 Anareo mandy koa die mijoro vavolombelogna satria efa niaraka taminahy hatragny am-pedohana anareo.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 "Nolajaiko taminareo ijane javatre rehetra ijane ba tsy ho solafake anareo. \v 2 Ho roahin-dreo amin'ny synagoga anareo. Fa avy ny andro raha hihevitre ijay rehetra mamono anareo fa ijy dia manolotre javatre tsara ho an'Andriamanitre.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho ataon-dreo ijane satria tsy mahalala ny Ray na ny tegnako areo. \v 4 Nijakaiko anareo igne javatra igne ba raha avy leran-dreo, die ho tsarônareo f'efa nijakaiko taminareo ny momban-dreo. Tsy nijakaiko taminareo igne javatra igne tagne am-pendohana, satria bola teo aminareo Aho.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa am'ijao ho agne amin'ilay nagnirake an'Ahe Aho, nefa tsy bola nisy nagnotane an'Ahe anareo hoe: " Handeha ho aja moa anao?" \v 6 Fa satria nolajaiko taminareo igne javatre igne, die nalahelo no nameno ny fonareo. \v 7 Fa lajaiko marina aminareo, tena tsara hônareo ny handehanako. Satria raha tsy mandeha Aho, die tsy ho avy aminareo ny Mpampahere, fa raha mandeha Aho, die handeha an'Aje ho aminareo.

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha avy ijy, die hagnaporofo amin'ijao tontolo ijao ho diso momban'ny fahotana, ny fahamarinana, ary ny fitsarana__\v 9 momban'ny fahotana mpampahere, satria tsy mino an'Ahe areo; \v 10 momban'ny fahamarinana, satria hody amin'ny Ray Aho, ka tsy ho hitanareo koa; \v 11ary momban'ny fitsarana, satria ny mpanapaka ijao tontolo ijao die nitsaraina.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Managna javatre maro hambara aminareo Aho, fa tsy ho ajonareo ny hevitr'ijane ijao. \v 13 Kanefa, raha avy ijy, Fagnahin'ny fahamarinana, die hitarike anareo ho amin'ny fahamarinana rehetra, satria tsy hijaka avy amin'ny tegnane ijy. Fa hilaja ijay rehetra regnine ijy, ary hijaka aminareo io javatre ijay ho avy. \v 14 Hagnome voninahitre an'Ahe ijy, satria ny avy amin'Ahe mandy no hijakaine aminareo.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ijay rehetre anagnan'ny Ray die an'Ahe. Noho ijane, nijaka Aho fa ilay Fagnahy die hangala amin'ijay an'Ahe ary hijaka an'ijane amin-dreo. \v 16 Afake fotôgna fohike die tsy hahita an'Ahe koa anareo, ary afake fotôgna fohike hafa die hahita an'Ahe indraike anareo."

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Avy eo ny sasagne tamin-dreo mpianane nifampiresake hoe: " Ino ary ijane lajaine amin-tsena ijane hoe: 'Afake fotôgna fohike die tsy hahita an'Ahe koa anareo ary afake fotôgna fohike die hahita an'Ahe indraike anareo,' sy hoe: 'Satria ho agne amin'ny Ray Aho?" \v 18 Noho ijane die hoy areo hoe: "Ino ary ijany lajaine ijane hoe: 'Afake fotôgna fohike'? Tsy fantatray ny tiene hambara."

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hitan'i Jesôsy fa te-hagnotane an'Aje areo, die hoy ijy tamin-dreo hoe: " Ijao ve no agnotanenareo tegna, die ny tieko hilajaina amin'ny fijakana hoe: ' Fotôgna fohike sy tsy hahita an'Ahe koa anareo, ary afake fotôgna fohike indraike nefa die hahita an'Ahe anareo'?\v 20Lajaiko aminareo, marina die marina tokôtre, fa hitomagny anareo ary hitaraigna, fa ijao tontolo ijao koja hifale. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalena ijane alahelonareo ijane.\v 21Raha mihetsi-jaja ny viave raike die malahelo satria avy ny fotôgnane, fa raha terake koja ilay jajakele, die tsy tsarône koa ny alahelone nohon'ny hafalene fa nisy jajakele terake eo amin'ijao tontolo ijao.

1
16/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ka malahelo anareo amin'ijao, kanefa Aho bola hihaogna aminareo indraike, ary ho fale ny fonareo, ary tsy hisy hangala ijane hafalenareo ijane aminareo. \v 23 Amin'ijane andro ijane die tsy hangatake amin'Ahe na ino na ino anareo. Lajaiko aminareo, marina, die marina tokôtre, raha mangatake na ino na ino amin'ny Ray amin'ny agnarako anareo, die hamene anareo ijane. \v 24 Hatramin'ijao anefa tsy bola nangatake na ino na ino tamin'ny agnarako anareo. Mangataha, die homena anareo ba ho feno ny hafalenareo.

1
16/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Efa nilajaiko taminareo tamin'ny fagnoharana ireo javatre ireo, fa avy ny lera rehefa tsy hivoria aminareo amin'ny fagnoharana koa Aho, nefa koja hilaja aminareo majava ny momban'ny Ray.

1
16/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Amin'ijane andro ijane die hangatake amin'ny agnarako anareo ary tsy hilaja anareo Aho hoe: hivavaka amin'ny Ray ho anareo, \v 27 fa ny Ray mihintsy no tia anareo satria nitia an'Ahe anareo ary nino fa avy agny amin'ny Ray aho.\v 28Avy amin'ny Ray Aho, ary avy teto an-tane. Fa handao ijao tontolo ijao Aho ary ho agny amin'ny Ray."

1
16/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Hoy ny mpianany tamin'ajy hoe: " Jahao, Amin'ijao Anao mijaka majava tsara ary tsy mampiasa fagnoharana. \v 30 Fantatray amin'ijao fa mahalala ny java-drehetra Anao, ary tsy misy tienareo hametraka fagnotaniena aminao. Noho ijany, die mino ahay fa avy amin'Andriamanitra Anao." \v 31 Namaly an-dreo Jesôsy hoe: " Mino amin'ijay ve anareo?

1
16/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Indro, avy jao ny lera, Eka, tonga tokôtra, laha efa hiparitaka anareo, ny tsirairay samy agny amin'ny tragnony aby manokagna, die havelanareo rery Iaho. Nefa tsy irery Iaho satria miaraka aminahy ny Ray. \v 33 Efa nijakaiko taminareo ireo raha ireo ba hanagna fedagnana ato amin'ahy anareo. Managn'olagna anareo eto amin'ijao tontolo ijao, nefa mahereja: "efa nandresy ijao tontolo ijao Iaho."

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 16

1
20/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 20

1
21/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 21

27
LICENSE.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,27 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
### You are free to:
* **Share** — copy and redistribute the material in any medium or format
* **Adapt** — remix, transform, and build upon the material
for any purpose, even commercially.
The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license terms.
### Under the following conditions:
* **Attribution** — You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
* **ShareAlike** — If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
**No additional restrictions** — You may not apply legal terms or technological measures that legally restrict others from doing anything the license permits.
### Notices:
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.

426
manifest.json Normal file
View File

@ -0,0 +1,426 @@
{
"package_version": 7,
"format": "usfm",
"generator": {
"name": "ts-desktop",
"build": "176"
},
"target_language": {
"name": "Tanala",
"direction": "ltr",
"anglicized_name": "",
"region": "Africa",
"is_gateway_language": false,
"id": "plt-x-tanala"
},
"project": {
"id": "jhn",
"name": "John"
},
"type": {
"id": "text",
"name": "Text"
},
"resource": {
"id": "reg",
"name": "Regular"
},
"source_translations": [
{
"language_id": "plt",
"resource_id": "ulb",
"checking_level": "3",
"date_modified": "2023-02-22T16:09:09.1851785+00:00",
"version": "7.2"
}
],
"translators": [
"plateaumalagasy",
"PLT-MAD002",
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-09",
"01-10",
"01-12",
"01-14",
"01-16",
"01-19",
"01-22",
"01-24",
"01-26",
"01-29",
"01-32",
"01-35",
"01-37",
"01-40",
"01-43",
"01-46",
"01-49",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-12",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-20",
"02-23",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-16",
"03-19",
"03-22",
"03-25",
"03-27",
"03-29",
"03-31",
"03-34",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-13",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"04-21",
"04-23",
"04-25",
"04-27",
"04-28",
"04-31",
"04-34",
"04-37",
"04-39",
"04-41",
"04-43",
"04-46",
"04-48",
"04-51",
"04-53",
"05-title",
"05-01",
"05-05",
"05-07",
"05-09",
"05-10",
"05-12",
"05-14",
"05-16",
"05-19",
"05-21",
"05-24",
"05-25",
"05-26",
"05-28",
"05-30",
"05-33",
"05-36",
"05-39",
"05-41",
"05-43",
"05-45",
"06-title",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-10",
"06-13",
"06-16",
"06-19",
"06-22",
"06-24",
"06-26",
"06-28",
"06-30",
"06-32",
"06-35",
"06-38",
"06-41",
"06-43",
"06-46",
"06-48",
"06-50",
"06-52",
"06-54",
"06-57",
"06-60",
"06-62",
"06-64",
"06-66",
"06-70",
"07-title",
"07-01",
"07-03",
"07-05",
"07-08",
"07-10",
"07-12",
"07-14",
"07-17",
"07-19",
"07-21",
"07-23",
"07-25",
"07-28",
"07-30",
"07-33",
"07-35",
"07-37",
"07-39",
"07-40",
"07-43",
"07-45",
"07-47",
"07-50",
"07-53",
"08-title",
"08-01",
"08-04",
"08-07",
"08-09",
"08-12",
"08-14",
"08-17",
"08-19",
"08-21",
"08-23",
"08-25",
"08-28",
"08-31",
"08-34",
"08-37",
"08-39",
"08-42",
"08-45",
"08-48",
"08-50",
"08-52",
"08-54",
"08-57",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-10",
"09-13",
"09-16",
"09-19",
"09-22",
"09-24",
"09-26",
"09-30",
"09-32",
"09-35",
"09-39",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-07",
"10-09",
"10-11",
"10-14",
"10-17",
"10-19",
"10-22",
"10-25",
"10-27",
"10-29",
"10-32",
"10-34",
"10-37",
"10-40",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-08",
"11-10",
"11-12",
"11-15",
"11-17",
"11-21",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"11-33",
"11-36",
"11-38",
"11-41",
"11-43",
"11-45",
"11-47",
"11-49",
"11-51",
"11-54",
"11-56",
"12-title",
"12-01",
"12-04",
"12-07",
"12-09",
"12-12",
"12-14",
"12-16",
"12-17",
"12-20",
"12-23",
"12-25",
"12-27",
"12-30",
"12-32",
"12-34",
"12-37",
"12-39",
"12-41",
"12-44",
"12-46",
"12-48",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-06",
"13-10",
"13-12",
"13-16",
"13-19",
"13-21",
"13-23",
"13-26",
"13-28",
"13-31",
"13-34",
"13-36",
"14-title",
"14-01",
"14-04",
"14-08",
"14-10",
"14-12",
"14-15",
"14-18",
"14-21",
"14-23",
"14-25",
"14-28",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-08",
"15-10",
"15-12",
"15-14",
"15-16",
"15-18",
"15-20",
"15-23",
"15-26",
"16-title",
"16-01",
"16-03",
"16-05",
"16-08",
"16-12",
"16-15",
"16-17",
"16-19",
"16-22",
"16-25",
"16-26",
"16-29",
"16-32",
"17-title",
"17-01",
"17-03",
"17-06",
"17-09",
"17-12",
"17-15",
"17-18",
"17-20",
"17-22",
"17-24",
"17-25",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-06",
"18-08",
"18-10",
"18-12",
"18-15",
"18-17",
"18-19",
"18-22",
"18-25",
"18-28",
"18-31",
"18-33",
"18-36",
"18-38",
"19-title",
"19-01",
"19-04",
"19-07",
"19-10",
"19-12",
"19-14",
"19-17",
"19-19",
"19-21",
"19-23",
"19-25",
"19-28",
"19-31",
"19-34",
"19-36",
"19-38",
"19-40",
"20-title",
"20-01",
"20-03",
"20-06",
"20-08",
"20-11",
"20-14",
"20-16",
"20-19",
"20-21",
"20-24",
"20-26",
"20-28",
"20-30",
"21-title",
"21-01",
"21-04",
"21-07",
"21-10",
"21-12",
"21-15",
"21-17",
"21-19",
"21-20",
"21-22",
"21-24"
]
}