plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/06.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 6 Teo ny fangalan-dranon'i Jakoba. Nahatsiaro vijaka tamin'ny dieny Jesôsy ka nipeyraka teo amin'ny fangalan-drano. Tokony teo amin'ny ora fahenina teo.\v 7 Nisy viavy samaritana raike tonga hangala rano, ka hoy Jesôsy taminajy hoe: "Mba omeo rano Iaho hisotroko." Mba omeo rano, ka hoy Jesôsy taminajy hoe: "Mba omeo rano Iaho hinomiko." \v 8 Fa ny mpianany efa lasa agny an-tanàna mba hividy hanigna.