plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/01.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 1 "Nolajaiko taminareo ijane javatre rehetra ijane ba tsy ho solafake anareo. \v 2 Ho roahin-dreo amin'ny synagoga anareo. Fa avy ny andro raha hihevitre ijay rehetra mamono anareo fa ijy dia manolotre javatre tsara ho an'Andriamanitre.