plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/53.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 53 Fantatrin'ny ray avy teo fa tamin'io ora io no nilajan'ny Jesôsy anajy hoe: "Velogna ny janakao." Ka die nino ny tegnany sy ny ankohonane aby daholo. \v 54 Ijany no famantarana faharoa nataon'ny Jesôsy tamin'Ijy niala tao Jodia ho agny Galilia.