plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/34.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 34 Hoy Jesôsy tamin'dreo hoe: "Ny sakafoko die ny magnano ny sitrapon'ny nagniraka Anahe ary magnano ny saragne.\v 35 Moa Anao tsy milaja hoe: " Efa-bolagna sisa die hoavy ny fararano?' Lajaiko aminareo, atopajo ny masonareo die jahao ny agny an-tsaha, f'efa masake ary ho jinjaina io!\v 36 Ijay mijinja die mandray karama sy manangogna vokatre hômin'ny fiaignana mandrakijay, ka hiaraka faly ny mpamafy sy ny mpijinja.