plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/37.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 37 Fa amin'ijane die marina ny teny magnano hoe: 'Ny raike mamafy, ary ny raike kosa minjinja,' \v 38 Nagnirake anareo hinjinja ijay tsy nisasaranareo Iaho. Ireo hafa no nisasatre, ary anareo no niditre teo amin'ijay nisasarane."