Mon Mar 16 2020 11:57:39 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 11:57:39 +03:00
commit a2bfb8c06d
29 changed files with 65 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitry sady Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy gne finoa gn'olo voafidin'Andriamanitry sy gne fahalala gne marina izay magnaraky gne toe-pagnaha araky an'Andriamanitry, \v 2 ame fahatokisa gne fiaina mandrakizay, izay nampagnategnain'Andriamanitry, tsy mavandy,tame fahagola. \v 3 Tame gne fotoa voatondro, da nabokony gne zaka tame gne hafatry izay natokisany ho rohonoko. Naniko izany araky gne didin'Andriamanitry izay Mpamonjy antsika.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ho an'i Titosy, zanaka marina ao ame gne finoa hikambanantsika. Fahasoava sady fiadana avy am'Andriamanitry izay Abantsika miaraky Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. \v 5 Noho izao antony izao gne namelako anao te Kreta, da gne mba handaminanao gne raha mbola tsy vita sady hanendry loholona isaky gne tanà araky izay efa nandidiako anao.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne loholona da tsy tokony hanan-tsigny mitsy, vady gne viavy raiky, mana zanaky mino tsy voampanga ho magnara-po ame gne ratsy na maditra.\v 7 Ilainy gne mpitandry, ame gne maha-mpagnano gne asan'Andriamanitry, gne tsy fanagnan-tsiny. Tsy tokony hahery zaka na mirehareha. Tsy tokony ho mora vignitry, tsy teady, sady tsy olo tia vola.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa izy, tokony hampiantrano, sakezan'izay tsara. tsy maintsy mahonon-tegna, marina, masina, sady mahafehy tegna.\v 9 Tokony mita mafy gne hafatry izay efa nampianary izy, mba afahany mampahery gne hafa ame gne fampianara tsara sady hagnitsy gne izay manohitry enazy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa maro gn'olo mpikomy, indrindra gne izay voafora. Tsy misy lanjany gne zaka indreo. Mandiso fagnategna sady mitariky gn'olo hagny ame gne lalan-diso indreo. \v 11 Ilay gne misaka anazy io. Mampianatry gne tsy tokony hampianary indreo mba ahazoa harena maloto sady mandrava gne fianakavia manontolo.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nisy raiky tame ndreo, izay lehilaha manakagnaha, nizaka hoe:''Gne kretana da mpavandy mandrakizay, ratsy sady biby mandoza, kamo be tenda.''\v 13 Marina izany voazakany izany, noho izany anaro mafy indreo mba hatanjaky ame gne finoa.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka miraharaha gne tapasiry gne Jiosy na gne didy gn'olo izay niala tame gne fahamarina.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ho an'gne izay madio, da madio gne raha rehetra. Fa ho an'gne izay maloto sady tsy mino, da tsy misy madio na ino na ino. Noho gne sainy sady gne fieritreretany efa maloto.\v 16 Magneky fa mahalala an'Andriamanitry indreo, kanefa mandà Enazy ame gne asany. Mpankahala sady mpandika lalàna indreo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa anao, mizaka izay mifagnaraky ame gne fampianara marina. \v 2 Gne lehilaha efa nahazo tao da tsy maintsy mahay mitondra tegna, matotry, mahonon-tegna, matanjaky ame gne finoa, ame gne fitiava sady ame gne fahareta.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mitovy am'izany avakoa gne viavy efa nahazo tao da tokony hagnambara tokotry gne tenan'izy gne ho tsara fitondram-tena, fa tsy mpidiniro. Tsy tokony ho andevozin'gne divay be indreo. Tokony hampianatry izay tsara indreo \v 4 mba hampiofa gne viavy tanora ho tena tia gne vady aman-janany manoka.\v 5 Tokony hampianatry andreo hahonon-tena, hadio, hikarakara tokatrano tsara, sady hankatoa gne vadiny indreo. Tokony hagnano izany raha rehetra izany indreo mba tsy ho voaheso gne zakan'Andriamanitry.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Mitovy am'izany, ampaherezo gne lehilaha mbola tanora mba hahonon-tegna. \v 7 Ame gne fomba rehetra da hambohay gne tegnanao ho modelin'gne asa tsara; sady rehefa mampianatry anao, da magnaboa fahitsia sady fahendre. \v 8 Mizaka hafatry salama sady tsy misy tsigny, mba ho megnatry izay manohitry na iza na iza, satria tsy mana na ino na ino ratsy ho zakay momba antsika izy.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 e mpanompo da tokony hankatoa gne tompony ame gne raha rehetra. Hagnano izay sitrapony fa tsy hifamaly aminazy. \v 10 Tsy tokony hangalangalatry indreo. Fa tokony haneho gne finoa tsara rehetra indreo, mba hampamendriky gne fampianarantsika momba an'Andriamanitry mpamonjy antsika ame gne lafiny rehetra.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa efa niboky tame gn'olo rehetra gne fahasoavan'Andriamanitry. \v 12 Mampianatry antsika handà gne toetry tsy araky an'Andriamanitry sy gne filan'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiay am-pandefera, am-pahamarina, sady araky gne lalan'Andriamanitry am'izao vanim-potoa izao izany,\v 13 eo am-pandignasantsika tokotry izay handraisantsika gne fagnatena mahafinaritry, gne fihoboany gne voninahitry gn'Andriamanintsika zakabe sady gne Mpamonjy antsika, da i Jesosy Kristy.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Jesosy da nanolotry gne tegnany ho antsika mba hagnavotry antsika hiala ame gne tsy fagnarahan-dalà rehetra sady hagnadiova ho an'gne tegnany olo raiky manoka izay tena mazoto hagnano asa tsara.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ambaray sady ento ampahereza io raha io. Magnomeza fagnitsia ame gne fahefa rehetra. Ka avela hisy olo hagnano tsinontsino anao.

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ampionogny indreo hagneky olo mpanapaky sy gne mana-pahefa, hakato anazy indreo , sady ho vono ame asa tsara rehetra. \v 2 Ampatsahio indreo tsy habarabara na ia na ia, hiala ame ady hevitry, hamela gne sasany hagnaraky gne lalany, sady hagnaboky fanetre-tegna ame olo aby.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa taloha gne aitsika da tsy nana-tsay sady tsy nakato. Votariky tame lala tsy izy atsika sady nandevozin'e sitrapo sy gne fahafinareta samihafa. Niay tame faharatsia sy gne fialona atsika. Nohakalay iay sady nifakalay atsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa raha niboky gne fatsara-pagnan'Andriamanitry mpamonjy atsika sy gne fitiavany gne olombelo,\v 5 da tsy tame asa ne fahamarina nanitsika izany, fa tame famindrapony gne nagnavotany atsika. Izy da nagnavotry atsika avy tame fahadiova sy fahateraha vaovao sy gne fagnavoaza tame Fagna Masy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Andriamanitry da nandrosaky gne Fagna Masy marobe tam'gn'alalan'i Jesosy Kristy Mpagnavotry atsika. \v 7 Naniny iza mba ho voamary tame fahasoava, da lasa mpandova atsika am'gn'alalan'e fahatokisa gne fiaina mandrakizay.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Izany hafatry izany da azo hitokisa. Tiako hizaka momba iza raha izany am-patokisa anareo, mba izay matoky an'Andriamanitry da hikinia hagnano gne asa tsara izay efa napetrany taloha ndreo. Iza raha izany da tsara sady mahasoa hoan'e olo aby.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa ialay gne ady hevitry molamola izy ame tantara-pirazagna ary gne fifandira sy gne ady mikasiky gne lalàgna. Iza raha izany da zava-poa sady tsy mahasoa.\v 10 Mandà izay olo miteraky fizarazara eo aminareo afaran'e fampitandrema indaiky na indroy, \v 11 sady fantaro fa gn'olo akô izany da niala tame lala mariny sady manota sy magnameloky gn'ainy.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raha nagniraky an'iArtema na i Tykiko agny aminareo iaho, da mavisa sady mandehana aty amina aty Nikopolia, izay nanapako hevitry andania gne ririny. \v 13 Mavisa sady alefas Zena, izay mpahay lalàgna, sy Apolosy, mba tsy hana raha manahira indreo.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne olo tsika da tsy maitsy mianatry magnano asa tsara am'izay indreo tsy hamokatry.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Izay miaraky amina da magnano veloma anareo. Mamboara veloma an'izay makatia atsika ame finoa. Ho aminareo anie fahasoava.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 8ff454e34efea16651de072e634610180698e22b
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 8ff454e34efea16651de072e634610180698e22b

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Titosy

View File

@ -32,6 +32,35 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD132"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-04",
"01-01",
"01-06",
"01-08",
"01-10",
"01-12",
"01-14",
"01-15",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-14",
"02-15",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-15"
]
}