tkg_tit_text_reg/03/12.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 12 Raha nagniraky an'iArtema na i Tykiko agny aminareo iaho, da mavisa sady mandehana aty amina aty Nikopolia, izay nanapako hevitry andania gne ririny. \v 13 Mavisa sady alefas Zena, izay mpahay lalàgna, sy Apolosy, mba tsy hana raha manahira indreo.