tkg_tit_text_reg/02/09.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 9 e mpanompo da tokony hankatoa gne tompony ame gne raha rehetra. Hagnano izay sitrapony fa tsy hifamaly aminazy. \v 10 Tsy tokony hangalangalatry indreo. Fa tokony haneho gne finoa tsara rehetra indreo, mba hampamendriky gne fampianarantsika momba an'Andriamanitry mpamonjy antsika ame gne lafiny rehetra.