tkg_tit_text_reg/01/04.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 4 Ho an'i Titosy, zanaka marina ao ame gne finoa hikambanantsika. Fahasoava sady fiadana avy am'Andriamanitry izay Abantsika miaraky Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. \v 5 Noho izao antony izao gne namelako anao te Kreta, da gne mba handaminanao gne raha mbola tsy vita sady hanendry loholona isaky gne tanà araky izay efa nandidiako anao.