tkg_tit_text_reg/01/01.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitry sady Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy gne finoa gn'olo voafidin'Andriamanitry sy gne fahalala gne marina izay magnaraky gne toe-pagnaha araky an'Andriamanitry, \v 2 ame fahatokisa gne fiaina mandrakizay, izay nampagnategnain'Andriamanitry, tsy mavandy,tame fahagola. \v 3 Tame gne fotoa voatondro, da nabokony gne zaka tame gne hafatry izay natokisany ho rohonoko. Naniko izany araky gne didin'Andriamanitry izay Mpamonjy antsika.