tkg_tit_text_reg/02/03.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 3 Mitovy am'izany avakoa gne viavy efa nahazo tao da tokony hagnambara tokotry gne tenan'izy gne ho tsara fitondram-tena, fa tsy mpidiniro. Tsy tokony ho andevozin'gne divay be indreo. Tokony hampianatry izay tsara indreo \v 4 mba hampiofa gne viavy tanora ho tena tia gne vady aman-janany manoka.\v 5 Tokony hampianatry andreo hahonon-tena, hadio, hikarakara tokatrano tsara, sady hankatoa gne vadiny indreo. Tokony hagnano izany raha rehetra izany indreo mba tsy ho voaheso gne zakan'Andriamanitry.