Fri Nov 15 2019 22:09:02 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 22:09:02 -08:00
parent 32f790ed33
commit 1ee1668376
8 changed files with 15 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. \v 9 Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, \v 10 Ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo.
\v 8 Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. \v 9 Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, \v 10 ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana.
\v 11 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. \v 12 Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay.
\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. \v 15 Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, Hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny.
\v 16 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, \v 17 hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna, Fa ny TOmpo de mahatoky ,ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy.
\c 3 \v 1 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. \v 2 Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna. \v 3 Fa ny TOmpo de mahatoky, ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy.
\v 4 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. \v 5 Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo.
\v 6 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo.

View File

@ -47,6 +47,13 @@
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05"
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"03-title",
"03-01",
"03-04"
]
}