From 1ee1668376bb27e4a4036e1290ff19c8283ab81f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 15 Nov 2019 22:09:02 -0800 Subject: [PATCH] Fri Nov 15 2019 22:09:02 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 02/08.txt | 2 +- 02/11.txt | 2 +- 02/13.txt | 2 +- 02/16.txt | 2 +- 03/01.txt | 2 +- 03/04.txt | 2 +- 03/06.txt | 2 +- manifest.json | 9 ++++++++- 8 files changed, 15 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 23f1727..10c5a19 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. \v 9 Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, \v 10 Ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo. \ No newline at end of file +\v 8 Ary avekeo de abôga le tegna mpandika lalàna,ze holevoni'i Jesôsy Tompo amin'ny fofognainan'ny vavany. Ny Tompo de hagnano an'azy sala ny tsy misy amin'ny alalan'ny fagnambarana ny fiaveny. \v 9 Ny fiaven'ilay tegna mapandika lalàna de non'ny asan'i Satana miaraka amin'ny hery daôly,reo famantarana, ary reo fahagagana tsy marina, \v 10 ary miaraka amin'ny fitaka daôly ny amin'ny tsy fahamarinana. Ireo ra reo de ho anjareo ze very, satria izareo de tsy nandray ny fitiavan'ny fahamaribnana mba hahavonjy an-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 0e71a19..f6b81f8 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana. \ No newline at end of file +\v 11 Non'izany antony zany de mamndefa asan'ny fadisoana Andriamanitra mba hinoan'zareo lainga. \v 12 Vokatr'izany de hotsaraina daôly izy daôly. Ireo ze tsy mino ny fvahamarinana fa kosa miaraka fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 341a05f..bec81a3 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay. \ No newline at end of file +\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. \v 15 Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index 4686045..293fb60 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, Hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny. \ No newline at end of file +\v 16 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, \v 17 hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 3a4b1a2..ec11b41 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna, Fa ny TOmpo de mahatoky ,ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy. \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. \v 2 Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna. \v 3 Fa ny TOmpo de mahatoky, ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index 5c485c4..e0da37d 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 4 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. \v 5 Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 028257d..c7e0440 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo. \ No newline at end of file +\v 6 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 18f2af2..86c44d7 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -47,6 +47,13 @@ "02-title", "02-01", "02-03", - "02-05" + "02-05", + "02-08", + "02-11", + "02-13", + "02-16", + "03-title", + "03-01", + "03-04" ] } \ No newline at end of file