plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/02/13.txt

1 line
644 B
Plaintext

\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisaorana an'Andriamanitra fogna ho anareo , ry rahalà notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy anareo salan'ireo vôlom-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny fanahy sy ny finôna ny fahamarinana. [Fagnamarihana:ny dikan-teny hafa de mivaky sala am'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny vôlony ho an'ny Famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovany anareo tamin'ny alalan'ny filazantsaranay mba hazaonareo ny voninhitr'i Jesôssy Kristy Tompontsika. \v 15 Ka non'izany, ry rahalà, mijorò mafy. Tano reo fahamarinana ze nampianarina anareo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay.