plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/02/16.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 16 Amin'izao fotôna zao,ôka Jesôsy Kristy Tompontsika tegnany, ary Andriamanitra Raintsika ze te antsika sy nagnome antsika fankaherezana mandrakizay sy ny fatokisana tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavana, \v 17 hankahery ary hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara daôly sy ny teny.