plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/01.txt

1 line
344 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Amin'izao fotôna zao, ry rahalà, mivavà ho anay mba ho deraina sy omem-boninahitra ny koragnan'ny Tompo, de salan'izany iany kô ny aminareo. \v 2 Mivavà mba ho afaka amin-jareo ratsy fanahy sy ôlon-dratsy zahay, fa tsy ny daôly manam-pinôna. \v 3 Fa ny TOmpo de mahatoky, ze magnamafy orina sy miambina anareo amin'ilay ratsy.