plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/04.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 4 Magnana fatokiana nty amin'ny Tompo momba an'nareo zahay, mba sady hagnanôvanareo no hanohizanareo reo ra ze nandidìna anay nareo. \v 5 Ny Tompo ane hitarika ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy.