Mon Mar 16 2020 15:13:51 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:13:51 +03:00
parent 53f45c99a6
commit a0a1a1f185
9 changed files with 16 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Sady e Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'e Tompo da misy fahafahagny. Da isika marobe, tsy misarom-boaly, da mahita gne voninahitr'e Tompo. Isika da efa vaovao ho amin'gne voninahitry mitovy izay avy amin'gne voninahitry ho amin'e voninahitry, izay avy amin'e Tompo, tsy ia fa gne Fagnahy.
\v 17 Sady e Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'e Tompo da misy fahafahagny. \v 18 Da isika marobe, tsy misarom-boaly, da mahita gne voninahitr'e Tompo. Isika da efa vaovao ho amin'gne voninahitry mitovy izay avy amin'gne voninahitry ho amin'e voninahitry, izay avy amin'e Tompo, tsy ia fa gne Fagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Noho izany, satria iay managny izany asa fanompoagny izany, sady vo nahazo famondram-po, da kivy iay. F'izy,nolainay gne fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny amin'gne fitaky iay, sady mampiasa marina gne zakan'Andriamanitry. Amin'gne fagnambaragny gne marina, iay da mandidy gne tegnanay gne amin'gne feon'e fieritreretagn'gne olo mba ho entigny imason'Andriamanitry.
\c 4 \v 1 Noho izany, satria iay managny izany asa fanompoagny izany, sady vo nahazo famondram-po, da kivy iay. \v 2 F'izy, nolainay gne fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny amin'gne fitaky iay, sady mampiasa marina gne zakan'Andriamanitry. Amin'gne fagnambaragny gne marina, iay da mandidy gne tegnanay gne amin'gne feon'e fieritreretagn'gne olo mba ho entigny imason'Andriamanitry.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa raha voasarogny gne filazantsaranay, izany da hovoasarogny amin'gne izay maty raiky avao. Amin'gne toe-javatry mitranga amin-dreo,gne andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba gne saigny tsy minon'izy ireo. Vokatr'izay, tsyafaky mahita gne fahazavan'gne filazantsaran'e vononahitr'i Kristy indreo, izay andrik'Andriamanitry.
\v 3 Fa raha voasarogny gne filazantsaranay, izany da hovoasarogny amin'gne izay maty raiky avao. \v 4 Amin'gne toe-javatry mitranga amin-dreo,gne andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba gne saigny tsy minon'izy ireo. Vokatr'izay, tsyafaky mahita gne fahazavan'gne filazantsaran'e vononahitr'i Kristy indreo, izay andrik'Andriamanitry.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Fa iay tsy magnambara gne tegnanay, fai Kristy Jesosy ako gne Tompo, da gne tegnanay ako gne mpanomponareo nohon'gne amin'i Jesosy. Fa Andriamanitry da gne raiky izay nizaka hoe:" Gne fahazavagny hamiratry amin'e mizigny." Izy namiratry tam-ponay, mba hagnome gne fahazavan'gne fahalalagny gne voninahitr'Andriamanitry amin'gne fagnatrehan'i Jesosy Kristy.
\v 5 Fa iay tsy magnambara gne tegnanay, fai Kristy Jesosy ako gne Tompo, da gne tegnanay ako gne mpanomponareo nohon'gne amin'i Jesosy. \v 6 Fa Andriamanitry da gne raiky izay nizaka hoe:" Gne fahazavagny hamiratry amin'e mizigny." Izy namiratry tam-ponay, mba hagnome gne fahazavan'gne fahalalagny gne voninahitr'Andriamanitry amin'gne fagnatrehan'i Jesosy Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Fa iay managny izany harena izany agnatin'e tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihoatry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. Ampahoriagny amin'gne fomba marobe iay, fa tsy resy. Very hevitry iay fa tsy feno famoizam-po. Enjehigny iay fa tsy nilaozany. Vonoigny iay fa tsy rava. Mitondra eo amin'gne tegnanay gne fahafatesan'i Jesosy hatrany iay, amin'izay gne fiainan'i Jesosy avokoada hiboky amin'gne tegnanay.
\v 7 Fa iay managny izany harena izany agnatin'e tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihoatry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampahoriagny amin'gne fomba marobe iay, fa tsy resy. Very hevitry iay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjehigny iay fa tsy nilaozany. Vonoigny iay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo amin'gne tegnanay gne fahafatesan'i Jesosy hatrany iay, amin'izay gne fiainan'i Jesosy avokoada hiboky amin'gne tegnanay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Iay zay velogny da mitondra hatrany amin'gne vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gne fiainan'i Jesosy da hiboky amin'e vatanay olombelogny. Noho izany gne fahafatesagny da miasa amitsika, fa gne fiainagny miasa aminareo.
\v 11 Iay zay velogny da mitondra hatrany amin'gne vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gne fiainan'i Jesosy da hiboky amin'e vatanay olombelogny. \v 12 Noho izany gne fahafatesagny da miasa amitsika, fa gne fiainagny miasa aminareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe: " Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry.
\v 13 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe:\v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -67,6 +67,14 @@
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-05",
"04-07",
"04-11",
"05-01",
"05-04",
"05-09",