From a0a1a1f18519eeac2f79f1e53c08d9cba6d95263 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 16 Mar 2020 15:13:51 +0300 Subject: [PATCH] Mon Mar 16 2020 15:13:51 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 03/17.txt | 2 +- 04/01.txt | 2 +- 04/03.txt | 2 +- 04/05.txt | 2 +- 04/07.txt | 2 +- 04/11.txt | 2 +- 04/13.txt | 2 +- 04/title.txt | 1 + manifest.json | 8 ++++++++ 9 files changed, 16 insertions(+), 7 deletions(-) create mode 100644 04/title.txt diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 0e7328b..9590079 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Sady e Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'e Tompo da misy fahafahagny. Da isika marobe, tsy misarom-boaly, da mahita gne voninahitr'e Tompo. Isika da efa vaovao ho amin'gne voninahitry mitovy izay avy amin'gne voninahitry ho amin'e voninahitry, izay avy amin'e Tompo, tsy ia fa gne Fagnahy. \ No newline at end of file +\v 17 Sady e Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'e Tompo da misy fahafahagny. \v 18 Da isika marobe, tsy misarom-boaly, da mahita gne voninahitr'e Tompo. Isika da efa vaovao ho amin'gne voninahitry mitovy izay avy amin'gne voninahitry ho amin'e voninahitry, izay avy amin'e Tompo, tsy ia fa gne Fagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index e43e80f..a8432dd 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Noho izany, satria iay managny izany asa fanompoagny izany, sady vo nahazo famondram-po, da kivy iay. F'izy,nolainay gne fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny amin'gne fitaky iay, sady mampiasa marina gne zakan'Andriamanitry. Amin'gne fagnambaragny gne marina, iay da mandidy gne tegnanay gne amin'gne feon'e fieritreretagn'gne olo mba ho entigny imason'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 Noho izany, satria iay managny izany asa fanompoagny izany, sady vo nahazo famondram-po, da kivy iay. \v 2 F'izy, nolainay gne fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny amin'gne fitaky iay, sady mampiasa marina gne zakan'Andriamanitry. Amin'gne fagnambaragny gne marina, iay da mandidy gne tegnanay gne amin'gne feon'e fieritreretagn'gne olo mba ho entigny imason'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index fce3751..656fff7 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fa raha voasarogny gne filazantsaranay, izany da hovoasarogny amin'gne izay maty raiky avao. Amin'gne toe-javatry mitranga amin-dreo,gne andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba gne saigny tsy minon'izy ireo. Vokatr'izay, tsyafaky mahita gne fahazavan'gne filazantsaran'e vononahitr'i Kristy indreo, izay andrik'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 3 Fa raha voasarogny gne filazantsaranay, izany da hovoasarogny amin'gne izay maty raiky avao. \v 4 Amin'gne toe-javatry mitranga amin-dreo,gne andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba gne saigny tsy minon'izy ireo. Vokatr'izay, tsyafaky mahita gne fahazavan'gne filazantsaran'e vononahitr'i Kristy indreo, izay andrik'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt index 7277e85..f0e8666 100644 --- a/04/05.txt +++ b/04/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Fa iay tsy magnambara gne tegnanay, fai Kristy Jesosy ako gne Tompo, da gne tegnanay ako gne mpanomponareo nohon'gne amin'i Jesosy. Fa Andriamanitry da gne raiky izay nizaka hoe:" Gne fahazavagny hamiratry amin'e mizigny." Izy namiratry tam-ponay, mba hagnome gne fahazavan'gne fahalalagny gne voninahitr'Andriamanitry amin'gne fagnatrehan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 5 Fa iay tsy magnambara gne tegnanay, fai Kristy Jesosy ako gne Tompo, da gne tegnanay ako gne mpanomponareo nohon'gne amin'i Jesosy. \v 6 Fa Andriamanitry da gne raiky izay nizaka hoe:" Gne fahazavagny hamiratry amin'e mizigny." Izy namiratry tam-ponay, mba hagnome gne fahazavan'gne fahalalagny gne voninahitr'Andriamanitry amin'gne fagnatrehan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index dfdab2a..7fd1fda 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Fa iay managny izany harena izany agnatin'e tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihoatry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. Ampahoriagny amin'gne fomba marobe iay, fa tsy resy. Very hevitry iay fa tsy feno famoizam-po. Enjehigny iay fa tsy nilaozany. Vonoigny iay fa tsy rava. Mitondra eo amin'gne tegnanay gne fahafatesan'i Jesosy hatrany iay, amin'izay gne fiainan'i Jesosy avokoada hiboky amin'gne tegnanay. \ No newline at end of file +\v 7 Fa iay managny izany harena izany agnatin'e tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihoatry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampahoriagny amin'gne fomba marobe iay, fa tsy resy. Very hevitry iay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjehigny iay fa tsy nilaozany. Vonoigny iay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo amin'gne tegnanay gne fahafatesan'i Jesosy hatrany iay, amin'izay gne fiainan'i Jesosy avokoada hiboky amin'gne tegnanay. \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index 065b741..4cf693d 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Iay zay velogny da mitondra hatrany amin'gne vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gne fiainan'i Jesosy da hiboky amin'e vatanay olombelogny. Noho izany gne fahafatesagny da miasa amitsika, fa gne fiainagny miasa aminareo. \ No newline at end of file +\v 11 Iay zay velogny da mitondra hatrany amin'gne vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gne fiainan'i Jesosy da hiboky amin'e vatanay olombelogny. \v 12 Noho izany gne fahafatesagny da miasa amitsika, fa gne fiainagny miasa aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 02f0f90..06ee4eb 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe: " Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 13 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe:\v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt new file mode 100644 index 0000000..db388dc --- /dev/null +++ b/04/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 4 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 165643d..007c644 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -67,6 +67,14 @@ "03-07", "03-09", "03-12", + "03-14", + "03-17", + "04-title", + "04-01", + "04-03", + "04-05", + "04-07", + "04-11", "05-01", "05-04", "05-09",