plt-x-antaifasy_2co_text_reg/04/07.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 7 Fa iay managny izany harena izany agnatin'e tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihoatry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampahoriagny amin'gne fomba marobe iay, fa tsy resy. Very hevitry iay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjehigny iay fa tsy nilaozany. Vonoigny iay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo amin'gne tegnanay gne fahafatesan'i Jesosy hatrany iay, amin'izay gne fiainan'i Jesosy avokoada hiboky amin'gne tegnanay.