plt-x-antaifasy_2co_text_reg/04/13.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 13 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe:\v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry.