Mon Mar 16 2020 15:11:50 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:11:55 +03:00
parent d9798283bd
commit 53f45c99a6
7 changed files with 11 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Hanomboky hidera-tegna indraiky me iay? Iay da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, ako gne olo sasany, sa tsy izany? E tegnanareo gne taratasy fagnamarinagny, izay voasoratry am-pontsika, izay fantatry sady vakin'gne olo marobe. Anareo da mampiseho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, izay natolotry tsika. Izany da tsy voasoratry tamin'gne ranomainty fa tamin'gne Fagnahin'e Andriamanitry velogny. Izany da tsy voasoratry tamin'gne takela-bato, fa tamin'gne takelaky gne fon'e olombelogny.
\c 3 \v 1 Hanomboky hidera-tegna indraiky me iay? Iay da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, ako gne olo sasany, sa tsy izany? \v 2 E tegnanareo gne taratasy fagnamarinagny, izay voasoratry am-pontsika, izay fantatry sady vakin'gne olo marobe. \v 3 Anareo da mampiseho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, izay natolotry tsika. Izany da tsy voasoratry tamin'gne ranomainty fa tamin'gne Fagnahin'e Andriamanitry velogny. Izany da tsy voasoratry tamin'gne takela-bato, fa tamin'gne takelaky gne fon'e olombelogny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Da izany gne toky izay anagnatsika eo anatrehan'Andriamanitry amin'gne alalan'i Kristy. Isika da tsy mahefa amin'gne tegnatsika mba handray ndre ino ndre ino izay avy amintsika. F'izy, gne fahefantsika da avy amin'Andriamanitry. Andriamanitry gne nagnano antsika mba ho mpanompon'gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekegny tsy avy amin'e soratry fa an'e Fagnahy. Fa gne soratry mamono, da gne Fagnahy magnome aigny.
\v 4 Da izany gne toky izay anagnatsika eo anatrehan'Andriamanitry amin'gne alalan'i Kristy. \v 5 Isika da tsy mahefa amin'gne tegnatsika mba handray ndre ino ndre ino izay avy amintsika. F'izy, gne fahefantsika da avy amin'Andriamanitry. \v 6 Andriamanitry gne nagnano antsika mba ho mpanompon'gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekegny tsy avy amin'e soratry fa an'e Fagnahy. Fa gne soratry mamono, da gne Fagnahy magnome aigny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Da gne asa izay niteraky fahafatesagny - da voasoratry tambonin'gne vato - da tonga tamim-boninahitry zakabe ka gne vahokan'Israely da tsy hafaky nibanjigny gne tavan'i Mosesy. Izany da nohon'gne voninahitry gne tavany, gne voninahitry izay nihalevogny. Ho voninahitry zakabe akoignaia gne asa izay anin'gne Fagnahy?
\v 7 Da gne asa izay niteraky fahafatesagny - da voasoratry tambonin'gne vato - da tonga tamim-boninahitry zakabe ka gne vahokan'Israely da tsy hafaky nibanjigny gne tavan'i Mosesy. Izany da nohon'gne voninahitry gne tavany, gne voninahitry izay nihalevogny. \v 8 Ho voninahitry zakabe akoignaia gne asa izay anin'gne Fagnahy?

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Fa ra nanagny voninahitry gne asan'gne fagnameloagny, da akoignaia gne fitomboan'gne voninahitry gne asan'e fahamarinagny! Satria tokotry, izay nomena voninahitry ndraiky da tsy hanamboninahitry esanaky amin'izany fomba izany, nohon'gne voninahitry izay mampitombo izany. Fa ra gne nandalo fotsiny gne nanagny voninahitry, da tsy hanagny voninahitry mihoatry noho izay me iza maharitry!
\v 9 Fa ra nanagny voninahitry gne asan'gne fagnameloagny, da akoignaia gne fitomboan'gne voninahitry gne asan'e fahamarinagny! \v 10 Satria tokotry, izay nomena voninahitry ndraiky da tsy hanamboninahitry esanaky amin'izany fomba izany, nohon'gne voninahitry izay mampitombo izany. \v 11 Fa ra gne nandalo fotsiny gne nanagny voninahitry, da tsy hanagny voninahitry mihoatry noho izay me iza maharitry!

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Satria managny toky ako izany isika, da sahy tokotry. Isika da tsy ako an'i Mosesy, izay nagnarogny gne tavany tamin'gne voaly, mba tsy hahafahan'gne vahoakan'Israely magnety anazy mivantagny amin'gne fiafaran'gne voninahitry izay nandalo avao.
\v 12 Satria managny toky ako izany isika, da sahy tokotry. \v 13 Isika da tsy ako an'i Mosesy, izay nagnarogny gne tavany tamin'gne voaly, mba tsy hahafahan'gne vahoakan'Israely magnety anazy mivantagny amin'gne fiafaran'gne voninahitry izay nandalo avao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Fa gne sain-dreo da donto. Ndre hatramin'izao izany voaly izany da mbola mijanogny amin'gne famakiagny gne fagnekegny taloa. Tsy misokatry izany, satria ao amin'i Kristy avao izany gne asorigny. Ndre da minizao aza, ndre ovia ndre ovia gne vakigny e lalàgnin'i Mosesy, da magnarogny gne fon-dreo gne voaly. Nefa ra mitodiky amin'e Tompongje olo, da esorigny gne voaly.
\v 14 Fa gne sain-dreo da donto. Ndre hatramin'izao izany voaly izany da mbola mijanogny amin'gne famakiagny gne fagnekegny taloa. Tsy misokatry izany, satria ao amin'i Kristy avao izany gne asorigny. \v 15 Ndre da minizao aza, ndre ovia ndre ovia gne vakigny e lalàgnin'i Mosesy, da magnarogny gne fon-dreo gne voaly. \v 16 Nefa ra mitodiky amin'e Tompongje olo, da esorigny gne voaly.

View File

@ -62,6 +62,11 @@
"02-14",
"02-16",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"05-01",
"05-04",
"05-09",