plt-x-antaifasy_2co_text_reg/04/01.txt

1 line
388 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Noho izany, satria iay managny izany asa fanompoagny izany, sady vo nahazo famondram-po, da kivy iay. \v 2 F'izy, nolainay gne fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny amin'gne fitaky iay, sady mampiasa marina gne zakan'Andriamanitry. Amin'gne fagnambaragny gne marina, iay da mandidy gne tegnanay gne amin'gne feon'e fieritreretagn'gne olo mba ho entigny imason'Andriamanitry.