Sun Nov 17 2019 17:42:00 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:42:01 -08:00
commit d701c84330
68 changed files with 151 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Paoly, apostoly_ tsy apostoly avy amin'olona na avy tamin'olona, fa avy amin'i Jesôsy Kristy sy Izy Andrimanitra Aba, zegny nanangana an'Azy tamin'ny maty _ \v 2 sady ny rahalahy marobe miaraka aminaha, an'ny fiangonanan'ny Galatiana io:

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fahasoavana ho anareo de fiadanana avy amin'Andriamanitra Iabantsena miaraka amin'i Jesôsy Kristy Tompo, \v 4 ny nagnome ny tegnany ho an'ny fahotantsena mba hangalany antsena amin'izao andron'ny faharatsena zao, magnaraka ny sitrapon'Andriamanitra sy Iabantsena, \v 5 ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nahagaga anaha fa nenga malaky tamin'ny nagnantso anareo tamin'ny fahasoavan'ny Kristy anareo. Nahagaga anaha fa filazantsara hafa ndreka itodianareo. \v 7 Izany de tsy midika nefa fa misy filazantsara hafa, fa misy olona maromaro te hitondra fagnakorotagna ho anareo sady te hegnova ny filazantsaran'i Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa ndre ahay ndre ny anjely avy an-danitra aza hagnambara filazantsara hafa aminareo akôtran'izay efa nambara taminareo, de avelay izy voaozogna. \v 9 Karan'ny nizakainay taloha, de amin'izao aho magnmbara ndreka hoe: "Na misy olona magnambara aminareo filazantsara hafa akôtran'ny egny niresinareo, de avelay izy ho voaozogna." \v 10 Izaho ma amin'izao ka miaragna dera amin'olona sa Andriamanitra? Izaho ma ka magnano raha hampifaly olona? na mbola magnano zegny raha hampifaly olona aho, de tsy mpanompon'i Kristy.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa teko ho fantanareo, ry rahalahiko, fa ny filazantsara zegny nambarako de tsy filazantsaran'olombelona. \v 12 Tsy tamin'olona no nandresako an'izany, na nisy nampianatra anaha an'izany. Fa izany koza, de fagnambaran'i Kristy taminaha.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa anareo de naregny ny amin'ny fiaignanako taloha tamin'ny fomba fivavahan'ny Jiosy, mbàn'ny fomba nagnanjahako ny fiangonanan'Andriamanitra ambonin'ny tokony ho izy ndre de ny fiezahako handrava an'izany. \v 14 Niditra laligna tamin'ny fivavahan'ny Jiosy aho ambonin'ny maro tamin'ny nitovy taona taminaha, avy amin'ny zegny raika firenena taminaha. Karan'izany ny raha nitànako ny fomban-drazagnako.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nefa Andriamanitra, de efa nanokana anaha atankibon-dreniko, de nagnantso anaha tamin'ny fahsoavany, \v 16 ndreka faly naneho ny Zanagny lahy taminaha, mba hahafahako mampafantatra an'Azy amin'ny Jentilisa, de tonga tsy nieritreritra tamin'ny nofo sy rà aho. \v 17 Tsy niakatra tagny Jerosalema ho agny amin'ny zegny manjary Apostoly talohako aho. Fa koza, nandeha tagny Arabia de aveo nierigna tagny Damaskosy aho.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Telo taona tafara taty de niakatra tagny Jerosalema hikanfantatra amin'i Kefasy aho sady nijanogna niaraka tamin'azy natagntin'ny dimy ambin'ny folo andro. \v 19 Tsisy hitako ny Apostoly akôtran'ny Jakoba, rahalahin'ny Tompo. \v 20 Sady amin'izany soratako aminareo, de magnome toky anareo aho agnatrehan'Andriamanitra, sady izaho tsy mametsy.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Aveon'igny aho de tamin'ny faritran'ny Syria sy Kilika. \v 22 Mbola tsy lala tamin'ny fiangonan'i Jodia amin'ny Kristy aho. \v 23 Regnin'iary zareo fotsiny zegny nizakaina hoe: "Ralilahy nagnanjaka antsena taloha igny de amin'izao de mampafantatra ny finôna nipotehina taloha." \v 24 Izany ny antony ideran'iary zareo an'Andriamanitra avy aminaha.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 2 \v 1 Efatra ambin'ny folo taona taty afara de niakatra tagny Jerosalema ndreka aho niaraka tamin'i Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka taminaha. \v 2 Nandeha tagny aho avy amin'ny fagnambarana raika sady nametraka tamin'iary zareo ny filazantsara ambarako aminareo Jentilisa. Nikoragna mitokana tamin'iary zareo zegny noheverina ho misy dikany aho, mba atokisana fa tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka_ very maigna aho.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ndre i Titosy aza, fa zegny niaraka taminaha sady Grika, de niterana ho voafora. \v 4 Niditra mangingina ny rahalahy sandoka hitsikilovanay ny fahafahana hanagnanay amin'ny Kristy Jesôsy. Nagniry ny hagnandevo anay iary zareo, \v 5 fa tsy nagneky an'iary zareo ndre de fotoana bitaka aza ahay, mba hipetrahan'ny fahamarinan'ny filazantsara aminareo.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa ndregny neverina ho misy dikany (n'ino n'ino iary zareo de tsy mampagnino anaha, Andriamanitra de tsy miangatra) _ zakaiko, zegny, heverina ho misy dikany de tsy magnampy n'ino n'ino taminaha. \v 7 Mifanohitra amin'izany, hitan'iary zareo fa izaho manko nagnankinana ny filazantsara ho an'ny zegny tsy vaofora, karan'ny nagnankinana tamin'i Petera ny filazantsara ho an'ny zegny voafora. \v 8 Fa Andriamanitra, niasa tamin'i Petera amin'ny maha apostoly an'ny voafora, de niasa taminaha koa ho an'ny Jentilisa.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 I Jakoba, Kefasy, de i Jaona, fantatra fa agnisan'ny nanangana fiangonana, ndreka nahalala ny fahasoavana zegny nomena anaha, de nagnome tagnana ankavanan'ny fiombognana ho anaha sy Barabasy iary zareo. Nataon'iary zareo izany mba hahafahanay mandeha amin'ny Jentilisa sady mba hahafahan'iary zareo mandeha amin'ny voafora. \v 10 Nangataka fotsiny iary zareo mba tsy agnadigno ny mahantra ahay, zegny raha tena teko amboarina tegnany.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa ndreka tonga tagny Antioka i Kefasy, de nanohitra an'azy tamin'ny aignany aho satria nizakaina fa diso izy. \v 12 Talohan'ny nahatongavan'ny lilahy sanagny avy amin'i Jakoba, de tam-pihinana niaraka tamin'iJentilisa i Kefasy. Ka ndreka tonga ny lilahy io, de nijanogna izy sady nenga lavitra ny Jentilisa. Natahotra an'ny ndregny nitaky famorana izy.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ny ambiny tamin'ny Jiosy koa de nitambatra tamin'ny fiatsarambelatsihy. Ndre i Barnabasy aza de vôvilika lalagna niaraka tamin'ny iary zareo tamin'ny fiantsarambaletsihin'iary zareo. \v 14 Ka ndreka hitako fa tsy magnaraka ny fahamarinanan'ny filazantsara ny fitondran-tegnan'iary zareo, de nizaka tamin'i Kefasy talohan'izy marobe aho hoe: " Na Jiosy anao kanefa miaigna kara Jentilisa fa tsy kara ny Jiosy, ma ny afahanao manery an'ny Jentilisa io hiaigna karan'ny Jiosy?"

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Antsena de Jiosy tratrin'ny fahaterahana fa tsy mpanota Jentilisa; \v 16 fantantsena tsara fa tsisy olona hamarignin'ny asan'ny lalàna fa avy amin'ny finôna an'i Kristry Jesôsy my. Antsena my koa de tonga tamin'ny finôna an'i Jesôsy Kristy mba hagnamarinana amin'ny finôna an'i Kristy fa tsy amin'ny asan'ny lalàna. Fa tsy hisy mofo hagnamarinana amin'ny asan'ny lalàna.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa na ohatra ka, te hamarignina amin'i Kristy antsena, antsena my koa, de ahita fa mpanota, mampirisika fahotana ma i Kristy? Tonga de Aha! \v 18 Fa na manangana ny raha efa narovako taloha ndreka ah, de magnaporofo anaha ho mpandika lalàna aho. \v 19 Fa avy tamin'ny lalàna no nafaty anaha amin'ny lalàna, mba ho velona amin'Andriamanitra aho.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nifantsiana niaraka tamin'i Kristy aho. Tsy aho koa no velona, fa i Kristy no velona aminaha ato. Ny fiaignana iaignako ao min'ny nofo amin'izao de iaignako amin'ny finôna Zanak'Andriamanitra, zegny tia anaha ka magnome ny tegnany anaha. \v 21 Tsy magnilika ny fahasoavan'Andriamanitra aho, fa na azo amin'ny lalàna ny fahamarignana, de tsisy dikany ny nahafaty an'i Kristy!

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko Faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 Eh Galatiana foka! zovy nagnosavy anareo? Tamasonareo mihitsy no nagnatoroana an'i Jesôsy Kristy voafantsika. \v 2 Io my ny raha teko enarana aminareo: nahazo ny Fanahy avy amin'ny asan'ny lalàna sa avy tamin'ny finôna zgny regninareo anareo? \v 3 Foka tegnany ma anareo? Netomboka tamin'ny Fragnahy anareo, de hifaragna amin'ny nofo amin'izao?

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo ma zany ka niharitra raha maro tamin'ny tsisy dikany_ fa na tsisy antony tegnany arika izany? \v 5 Izy ma ka magnome Fagnahy anareo sady magnano asa mahagaga aminareo de magnano an'izany amin'ny asan'ny lalàna, sa amin'ny fitnoana amin'ny finôna?

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Karan'i Abrahama "nin an'Andriamanitra sady nisaina ho fahamarinana izany," \v 7 de karan'izany, fantaro, fa zegny amin'ny finôna de zanak'i Abrahama. \v 8 Ny Soratra Masina, de naita meloha fa Andriamanitra hagnamarina an'ny iary zareo Jentilisa amin'ny finôna, de nitory ny filazantsara talohan'ny Abrahama, de nizaka hoe: "Avy aminao no hitahiana ny firenena marobe." \v 9 Ka, zegny amin'ny finôna de vôtahy miaraka amin'ni Abrahama, ny olona ny finôna.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ndregny miankina amin'ny asan'ny lalàna de voaozogna; fa voasoratra hoe: " voaozogna zegny tsy magneky ny raha marobe vôsoratra agnatin'ny bokin'ny lalàna, sady magnano an'io." \v 11 Amin'izao de mazava tsara fa tsisy olona hamarignina anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, satria ny olona de ho velona amin'ny finôna. \v 12 Fa ny lalàna de tsy magnaraka ny finôna, nefa koza, "Ny olona zegny magnano ny asan'ny lalàna de tsy mentsy velona amin'io."

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Kristy nagnavotra antsena tamin'ny ozognan'ny lalàna tamin'ny neven'ny ozogna ho antsena fa vôsoratra oe: " Voaozogna zegny mihantogna amin'ny kakazo"_ \v 14 mba ho avy amin'ny Jentilisa ny fitahian'Abrahama ami'ny Kristy Jesôsy, mba ho amin'ny finôna azahoantsena fampagnategnanan'ny Fagnahy.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ry rahalahy, avelay aho hizaka mitovy amin'ny fanihin'olona. Amin'ny fifagnarahana ataon'ny olona, tsisy afaka mamôagna na magnampy zegny ao, ndreka tafapetrakan'ny lalàna izany. \v 16 Sady ny fampagnategnana de nizakain'i Abrahama niaraka tamin'ny taranagnya. Tsy midika izany hoe: " ho an'ny taranaka," manondro olona maro, fa koza raika my, " ho an'ny taranakanao," de i Kristy.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Sady izao no teko zakaina: " Ny lalàna, tonga telo-polo sy efa-zato taona tafara taty, de hahafôgna ny fanekena zegny efa napetrakan'Andriamanitra taloha. \v 18 Fa na avy amin'ny lalàna ny lova, de tsy avy amin'ny fampagnantegna koa izany. Fa Andriamanitra nagnome an'izany an'i Abrahama tamin'ny alalan'ny fampagnantegnana.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ino arika izany taonjognan'ny lalàna? Napetrakan'izany tratrin'ny fandikan-dalàna, mandra-peven'ny taranak'i Abrahama amin'n zegny nagnamboarana fampagnategnana. Ny lalàna de nataon'ny mpagnalalana raika ho manan-kery tamin'ny alalan'ny anjely. \v 20 Fa ny mpagnalalana de midika ambonin'ny raika, kanefa Andriamanitra de raika my.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ny lalàna ma ka manohitra ny fampagnategnan'Andriamanitra? Sagnatria izany! Fa na misy lalàna nomena an'ny zegny afaka magnome fiaignana, de avy tamin'ny lalàna tegnany ny fahamarinana. \v 22 Fa ny Soratra Masina magnadra ny raha marobe ho ambanin'ny fahotana. Nagnano an'izany Anriamanitra mba hagnomezana an'ny ndregny mino ny fampagnantegnana hagnavotana antsena amin'ny alalan'ny finôna an'i Jesôsy Kristy.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Sady talohan'ny nahatongavan'ny finôna, antsena de nitàna ho babo tambanin'ny lalàna, nigadraina mandra-pivoahan'ny finôna. \v 24 Ka aveon'igny ny lalàna de nanjary mpiambigna antsena nandra-peven'ny Kristy, mba ho vômarina amin'ny finôna antsena. \v 25 Fa amin'izao de efa tonga finôna zany, ka tsy ambanin'ny mpiambigna koa antsena. \v 26 Fa anareo marobe de zanak'Andriamanitra amin'ny finôna an'i Kristy Jesôsy.

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fmaro aminareo ndregny natao batisa tamin'ny Kristy, de nandray an'i Kristy. \v 28 Sady tsisy Jiosy koa na Grika, na andevo na olon-kafa, na lilahy na viavy, fa raika my anareo amin'ny Kristy. \v 29 Ka na an'i Kristy anareo, de taranak'i Abrahama, sady mpandova magnaraka ny fampagnantegnana anareo.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko Faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Izaho de mizaka fa ny mpandova, na mbola zaza izy, de tsisy hafa amin'ny andevo, na de tompon'ny raha marobe aza. \v 2 Nefa izy de ambany fifehezan'ny mpiambigna mbàn'ny mpitahiry raha lafo vidy mandra) pahatongavan'ny daty napetrakan'ny iabany.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Karan'izany my koa, tamintsena mbola zaza, de nandevon'ny lalàna fitsipikan'ny fianaran'izao tontolo izao. \v 4 Ndreka feno fotoana, de nandefa ny Zanagny Andriamanitra, zay nateraka viavy, nateraka tambanin'ny lalàna. \v 5 Nagnano an'izany Izy nagnavotana an'ny zegny ambanin'ny lalàna, mba hahafahantsena mandray ny fanganana ho zanaka.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Azony hoe zanaka anareo, de nagniraka ny Fanahin'ny Zanagny am-pontsena Andriamanitra, sady magnantso hoe: "Aba, Ray". \v 7 Izany ny mahatonga anareo tsy andevo koa, fa zanaka; fa na zanaka, de mpandova amin'ny alalan'Andriamanitra my koa anao.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa tamin'ny fotoana zany, tamin'ny mbola tsy nahalala an'Andriamanitra, de andevozon'ny zegny, amin'ny hery vôjanahary, de tsy Andriamanitra velively. \v 9 Fa amin'izao anareo de nanjery nahalala an'Andriamanitra, na koa hoe fantan'Andriamanitra anareo, ka akory ny hiveregnanareo amin'ny abidim-penarana malemy sady tsisy deikany? Sa te ho andevozina ndreka anareo?

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mieritreritra ny andro de ny volana mbàn'ny vanim-potôna mbàn'ny taona anareo! \v 11 Mangoaigna aminareo aho fa sô de very maigna ny asako taminareo.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mengavy anareo aho, ry rahalahy, magnamboara kara anaha, satri izaho koa de efa nanjary kara anareo. Tsy nagnano ratsy taminaha anareo. \v 13 Nefa de fantanareo fa avy amin'ny aretim-batagnako no nagnambarako tamibareo ny filazantsara tam-bôlohany. \v 14 Ndre de nitondra anareo tamin'ny fakam-panahy aza ny toe-batagnako, de nagnano tsisy dikany na nagnilikilika anaha anareo. Fa nandray anaha karan'ny anjelin'Andriamanitra koza anareo karan'ny hoe izaho mihitsy no Kristy Jesôsy.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Aza arika, na izany, ny fahasoavanareo amin'izao? Fa mijoro vavolombelona aminareo aho fa, na mety aminareo, de nendahinareo ny masonareo sady nomenareo anaha izany. \v 16 Raha izany, efa nanjary fahavalonareo aho satria mizaka ny marina aminareo?

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Iary zareo de mazoto ny hitondra anareo, fa tsy amin'ny tsara. te hagnidy anareo ambelagny agny iary zareo, mba hanagnanareo zotom-po ho an'iary zareo io. \v 18 Tsara fezay ny managna zotom-po amin'ny tanjogna tsara, na de ndre tsy miaraka aminareo my aho.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 A zanako, mbola mijaly amin'ny fararen'ny fiterahana ho anareo ndreka aho mandra-piforognan'ny Kristy ao aminareo. \v 20 Mba magniry ho tafaraka aminareo aho gniany sady hagnova ny feoko, satria sahiran-tsaigna noho ny aminareo.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Zakay aminaha, anareo ndregny magniry ho ambanin'ny lalàna, ka tsy miteno ny lalàna ma anareo a? \v 22 Satria voasoratra fa i Abrahama de nanan-janaka roy lahy, ny raika avy amin'ny andevo viavy de ny raika avy amin'ny viavy afaka. \v 23 Fa raika de ny andevo viavy niteraka an'azy ara-nofo, fa ny raika hafa ndreka de naterakan'ny viavy tamin'ny zakan'ny fampagnantegnana.

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ny raha io de azo alaina karan'ny fagnoharan, satria ny viavy io de magnambara fagnekena roy. Ny raika amin'iary zareo de avy amin'ny tendromohitran'i Sinay sady niteraka zaza andevo izy. Izy io de i Hagara. \v 25 De i Hagara de mampiseho ny tendromohitran'i Sinay agny Arabia; sady mampiseho an'ny Jerosalema amin'ny fotôna izao, tratriny nandevozina niaraka tamin'iary zareo zanagny izy.

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa Jerosalema zegny ambony de afaka, sady izy no endrintsena. \v 27 Satria voasoratra hoe: "Mifalea, zegny momba tsy miteraka. Magnantsognantsova mafy sady mihorakoraha ampifalena, zegny amin'ny fanaintaignanan'ny fiterahana. Satria ny zanaka ny viavy zegny nafoy de maro raha mitaha amin'ny an'ny viavy manambady.

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Fa anareo, ry rahalahy, kara an'i Isaka, de zanaka ny fampagnantegnana. \v 29 Tamin'izany ny olona zegny teraka ara-nofo de magnànjaka an'ny zegny teraka araka ny Fanahy. Karan'izany my ny amin'izao.

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Nefa de ino nizakain'ny soratra masina? "Alefay agny ny andevo viavy mbàn'ny zanagny lilahy. Fa ny zazalilahin'ny andevo viavy de tsy hizara lova amin'ny zazalilahin'ny viavy afaka." \v 31 Noho izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo viavy antsena, fa zanaka ny viavy afaka.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko Faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 5 \v 1 Ho amin'ny fahafahana no nagnafahan'i Kristy antsena. Mioregna tsara, noho izany, aza magneky ho ambanin'ny ziogan'ny fagnandevozana ndreka. \v 2 Fa izao izaho, Paoly, mizaka aminareo fa na avelanareo ny tegnanareo ho foraina, de tsy hahasoanareo amin'ny raha marobe Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelona amin'ny olona tsy tokatokana zegny mambela ny tegnany ho voafora ndreka aho fa vôtery hagnaraka ny lalàna marobe izy. \v 4 Tafasaraka tamin'i Kristy anareo, zegny te ho hamariignina amin'ny lalàna, sady tsy miaigna fahasoavana ko anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Amin'ny alalan'ny Fagnahy, amin'ny finôna, no handigniasantsena fatratra ny fagnantegnana ny fahamarinana. \v 6 Amin'ny Kristy Jesôsy de tsy misika ino amin'ino na voafora na tsy voafora, fa ny finôna miasa amin'ny fitiavana my. \v 7 Fa mihazakazaka tsara anareo. Ka iza nanakana anareo amin'ny fanakatovana ny marina? \v 8 Ny fandresen-dahatra io de tsy avy amin'ny zegny nagnantso anreo mihitsy.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Lalivay bitaka fotsiny de mampitombo koba marobe. Fa matoky ny Tompo aho fa fomba fijerevana hafa anareo. Fa ndregny mampikorotagna anareo no hagnefa sazy, ndre iza ndre iza.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry rahalahy, na de mbola mitory ny amin'ny famorana aho, nagnino arika aho mbola anjahina? Amin'izany de ho afaka tegnany ny fahatafintohinan'ny hazofijalena. \v 12 Ndregny mangakorontana anareo de engan anie hanapaka ny tegnany ary zareo!

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Tamin'ny fahafahana nagnatsovana anareo, rahalahy nefa de aza ampesaina amin'ny kendritohina ny tenga izany fa ndreka amin'ny fitiavana koja, de mifanompoa. \v 14 Fa ny lalana maro be de tanteraka amin'ny didy tokana de hoe: "Tsy mentsy mitia ny akamanao karan'ny ny tegnanao anao". \v 15 Fa na mifagnekitra sady mifampihinagna anareo, de mitandrema sô de hifandringana.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa hoy izaho, mandiana amin'ny Fanahy fezay de tsy hotanterakanareo zegny filan'ny nofo. \v 17 Fa manohitra ny Fanahy ny filan'ny nofo, sady manohitra ny filan'ny nofo ny fagnirian'ny Fanahy. Fa mifanohitra iary zareo, mba tsy ahafahahanareo magnano zegny tenareo atao. \v 18 Fa na tarihin'ny Fanahy anareo de tsy ho ambanin'ny lalàna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 F amin'izao de miharihary ny asan'ny filan'ny nofo: fampirafesana, fahalotôna, fijejojejôna, \v 20 fanompoan-tsampy, famosavena, fankahalana, fifandirana, fahasarotam-piaro, havignirana, fifandrafena, fisaraham-bazagna, fizarazarana, \v 21 felognana, hamamôna, fagnakorotagnana, miaraka amin'ny raha mitovy amin'izany. Mampitandrina anareo izaho, karan'ny efa nampitandremako anareo taloha, fa ts handova ny fanjakan'Andriamanitra zegny magnano an'izany.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa ny vokatry ny Fanahy de fitiavana, fifaliana, fiadanana, faharetana, fahatsaram-pagnahy, fanaovan-tsara, finoana, \v 23 fahalemam-panahy mbàn ny fahafeheza-tegna, tsisy lalàna manohitra ny raha karan'izany. \v 24 Zegny an'i Kristy Jesôsy de efa nagnary ny toetra feno fahotana niaraka tamin'ny fahafinaretany mbàn'ny filany.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ndreka miaigna amin'ny Fanahy antsena, de tokony handeha amin'ny Fanahy my koa. \v 26 Aoka antsena mba tsy hanjary mpirehareha, mifandringitra, sady mifampialogna.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko Faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 \v Ry rahalay, na misy olona nanonta, de ianareo zegny amin'ny Fanahy no tokony agnerigna an'azy ndreka amin'ny fahamarinana. Hevero ny tegnanao, mba tsy alaim-pagnay koa anao. 2\v Mifampitondrà zegny mavesatra, amin'izany de tanterao ny lalànan'i Kristy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
3 \v Na misy olona mievitra ny tegnany mavita raha nefa tsinotsino, de mamitaka ny tegnany izy. 4 \vTokony andinika ny ataony aby ny tsirai-draika, mba ho an'ny tegnany my no ireareany fa tsy amin'olon-kafa. 5 \v De samy hitondra ny entagnany aby ny olona tsirai-draika

2
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 6 \v Ny olona zegny nampianarina ny teny de tsy mentsy magnome raha tsara amin'ny zegny nampianatra. 7 \v Aza magneky fitaina. Andriamanitra tsy azo fokafokaina zany, fa zegny afafin'ny olona my no jinjainy. Ho an'ny
zegny mamafy voa amin'ny toetra feno fahotana, de amin'izany my no hijinjany fahapoteana. 8 \v Zeny mamafy amin'ny Fanahy, de handray fiaignana mandrakizay avy amin'ny Fanahy.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v Aoka mba tsy ho ketraka amin'ny fagnamboarana ny tsara antsena, fa hahazo vokatra my indraika andro any, ndreka tsy ketraka. 10 \v Satria managna fahafahana atsena, de aoka mba hagnano tsara amin'olona aby, indrindra amin'ny mpiara-mivavaka.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v Mba jerevo ny agnoasan'ny soratra nosoratan'ny tagnako ho anareo. 12 \v Zegny te hiseo ho tsara amin'ny tegna de manery anareo mba ho voafoara. Ataon'iary zareo izany mba hengana amin'ny fagnenjena noho ny amin'ny azofijalian'i kristy. 13 \v Ka de zegny tsy voafora aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa de ten'iary zareo hoforaina anareo mba hireharehan'iary zareo amin'ny tegnanareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v Kanefa de tsy hirearea na ovena na ovena aho raha tsy amin' ny hazofijalen'i Jesôsy Kristy Tompontsika, izay nanomboana an'izao tontolo izao, ka na izaho koa de mba teo amin'izao tontolo izao. 15 \v Fa na voafora na tsy voafora de samy tsisy dikany fa ny fiaignam-baovao no tena misy dikany. 16 \v Fa ho an'izay rehetra miaigna amin'io fomba io, de ho amin'iary zareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po,na amin'Israelin'Andriamanitara aza.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v Manomboka amin'izao de aoka tsy hisy hagnafoka anaha, fa mitondra ny marikan'i Jesôsy io amin'ny vatagnako aho. 18\v Ho amin'ny fagnainareo anie ny fatsaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, ry rahalay. Amena.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana Toko Faha 6

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,16 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> b58696fa89efcbfe8bceafc26759eac2f7941dff
>>>>>>> 8cf6f8236aadfcc35f81e487918d9192e2b41b98

View File

@ -32,6 +32,74 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"LAPTOP-HA9V2PJ1",
"MAD100"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-20",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-10",
"03-13",
"03-15",
"03-17",
"03-19",
"03-21",
"03-23",
"03-27",
"04-title",
"04-01",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"04-21",
"04-24",
"04-28",
"04-30",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-22",
"05-25",
"06-title",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-17",
"06-11",
"06-14"
]
}